PilPlan 72h

1. NiainaRalay ( 26/01/2015 12:38)
Mba mila hevitra indray aho ry zareo!
Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotra sao hitoe-java dia nihinana PilPlan 72h araky ny hevitry ny rasazy! ny 24 janoary teo anefa dia nisy Rà kely nivoaka tato amiko, ataoko fa tonga Règle aho kanefa tsy nitohy akory iny hatramin'izao Alatsinainy izao! inona ny mety dikan'ilay Rà kely nivoaka!
Misaotra indrindra @fanampianareo ahy
novalian'i Fiffi ny 23/07/2015 09:31
2. vony501 ( 03/02/2015 06:15)
Salama! Manaova test de grossesse aloha eh!
3. mirananirina ( 03/02/2015 18:34)
Tena tsy haiko ny fandehan ilay pilplan 72 h dia tsy hitako izay hevitra, fa jereo ny toe-batanao raha misy fihovana .
4. booboo ( 06/02/2015 09:09)
Toa mitovy² @ pilule du lendemain ilay izy raha ny fahazoako azy
5. sipagasy ( 07/02/2015 16:33)
aleo ihany koa aloha mijery dokotera e!!

ity koa azo jerena raha aohatra ka....


http://www.doctissimo.fr/medicament-NORLEVO.htm
6. Maningana ( 23/07/2015 08:21)
Mapme kou lay oe "nanao firaisana ara-nofo dia natahotra sao hitoe-java", MANIN RAH ZAIRINA REF TSY MAHAY MANDANJALANJA NY FOTOANA HANAOVANA eeeee
NiainaRalay:

Mba mila hevitra indray aho ry zareo!
Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotra sao hitoe-java dia nihinana PilPlan 72h araky ny hevitry ny rasazy! ny 24 janoary teo anefa dia nisy Rà kely nivoaka tato amiko, ataoko fa tonga Règle aho kanefa tsy nitohy akory iny hatramin'izao Alatsinainy izao! inona ny mety dikan'ilay Rà kely nivoaka!
Misaotra indrindra @fanampianareo ahy
7. Fiffi ( 23/07/2015 09:31)

Maningana:


Mapme kou lay oe "nanao firaisana ara-nofo dia natahotra sao hitoe-java", MANIN RAH ZAIRINA REF TSY MAHAY MANDANJALANJA NY FOTOANA HANAOVANA eeeee





hein ???????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5015