PilPlan 72h

1. NiainaRalay ( 26/01/2015 12:35)
Mba mila hevitra indray aho ry zareo!
Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotra sao hitoe-java dia nihinana PilPlan 72h araky ny hevitry ny rasazy! ny 24 janoary teo anefa dia nisy Rà kely nivoaka tato amiko, ataoko fa tonga Règle aho kanefa tsy nitohy akory iny hatramin'izao Alatsinainy izao! inona ny mety dikan'ilay Rà kely nivoaka!
Misaotra indrindra @fanampianareo ahy
novalian'i endriny ny 05/02/2015 17:44
2. Fiffi ( 26/01/2015 13:56)

NiainaRalay:


inona ny mety dikan'ilay Rà kely nivoaka!




ny dikan'zany dé we manantona an'lé rasazy fa ahoana akia no hamalian'olona an'zany eto ?

....possible we tsisy olona nanao an'zany na voan'zany eto....
3. booboo ( 26/01/2015 17:15)
hum..ary tsy laitra tenina NiainaRalay a ! t@ post-nao resaka IVG vao haingana ianao efa notenenina hoe tsara kokoa ny miverena any @ gygy manao contrôle farany hoe lasa daholo ve ny tao, firy herinandro aty afara ianao izany mbola tsy tany ? Saro-pady anie ny taovam-pananahan-tsika vehivavy e. Courage courage maka rdv ary malakilaky ;-)
4. Fiffi ( 26/01/2015 20:30)
NiainaRalay:
03/01/2015 11:44
Izao dia vehivavy 20 taona, noho ny antony tsy azo nanoharana dia tsy maintsy nanala zaza aho, efa mivoaka tsikelikely ny ra sy ireo zavatra tao, ary efa nanao Fizahana in-telo teny @tobim-pahasalamana, ny fanotaniako dia izao, tokony firy andro no mijanona ny ra mivoaka dia ahoana no ahafantarana fa tsy misy zavatra intsony ao? Misaotra @fahatsapana


http://forum.serasera.org/forum/message/m54a7d6305d976

....Efa tam 3 janvier io dinika io....nefa isika efa 26 androany dé tsy nanantona an'lé rasazy akory...

5. NiainaRalay ( 28/01/2015 05:31)
Salama tompoko! misaotr anareo nanampy t@toro-hevitra, mino ah fa efa milamina satria niverina omaly ny Règle-ko, dia mitohy izy izao! Mirary soa e
6. Fiffi ( 28/01/2015 13:32)
....de am manaraka mba mitandrina tsy hiverenan'zao olana zao...

mihinana pilule na mampiasa kapoty....

sarobidy sy "Saro-pady anie ny taovam-pananahan-tsika vehivavy e" ....

ataovy hanatra iny.....
7. booboo ( 29/01/2015 09:03)
ié mampiasà préso na mampiasa meth. contraceptives hafa. Tsy tsara loatra ny mihinana ilay truc72h matetika fa lasa tsisy effet-ny intsony @ vatana rehefa ela ny ela ;-). Ilay manisa andro koa bof bof ;-).
8. vazivazo ( 29/01/2015 12:24)
ataovy toy ny AFO NANDORO NY LAMBANAO INY E, mba tsy hamerina azy intsony anie ianao, mahaiza mifehy tena @ manaraka.
9. mpisotrtoaka ( 30/01/2015 05:11)
ar ts fay mihits a ! Manatona dokotera !
10. endriny ( 05/02/2015 17:44)

NiainaRalay:

Salama tompoko! misaotr anareo nanampy t@toro-hevitra, mino ah fa efa milamina satria niverina omaly ny Règle-ko, dia mitohy izy izao! Mirary soa e


Ahahahha, dia hitohy indray izany ny revy miaraka amin'ny pil plan

Normal re raha somary misy fahatarana kely a, raha tsy mihinana aza indraindray tonga aloha indraindray tonga tara. Fa moa fa nasiana pilplan. Izay mihintsy no asan'ireny mampideregler ny zavatra rehetra. Raha tsy izany ianao efa ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2996