Governemanta vaovao

1. hery ( 25/01/2015 17:41)

Dia ireto izany ny membre-n'ny governemanta "vaovao". Ny fijerinareo azy?

MEMBRES DU GOUVERNEMENT RAVELONARIVO

- Ministre d'État chargé des projets présidentiels, de l'aménagement du territoire et de l'équipement : Rivo Rakotovao
- Ministre auprès de la Présidence en charge des mines et des pétroles : Valérien Lalaharisaina
- Ministre de la Défense Nationale : Général de Corps d'armée Dominique Rakotozafy
- Ministre des Affaires Etrangères : Béatrice Atallah
- Ministre de la Justice : Noeline Ramanantenasoa
- Ministre des finances et du budget : François Marie Maurice Gervais Rakotoarimanana
- Ministre de l'Intérieur et de la Décentralisation : Olivier Solonandrasana Mahafaly
- Ministre de la sécurité publique : Inspecteur général de police Blaise Richard Randimbisoa
- Ministre de l'économie et de la planification : Général Herilanto Raveloharison
- Ministre de l'Agriculture : Roland Ravatomanga
- Ministre de la santé publique : Pr Mamy Lalatiana Andriamanarivo
- Ministre de l'éducation nationale : Paul Rabary
- Ministre de l'industrie et du développement du secteur privé : Narson Rafidimanana
- Ministre du Commerce et de la Consommation : Henri Rabesahala
- Ministre des Travaux publics : Roland Ratsiraka
- Ministre de la Fonction publique, du Travail et des Lois sociales : Jean de Dieu Maharante
- Ministre du Tourisme, des Transports et de la météorologie : Ulrich Andriantiana
- Ministre de l'énergie et des hydrocarbures : Horace Gatien
- Ministre de l'Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique : Monique Rasoazananera
- Ministre de l'Emploi, de l'Enseignement technique et de la Formation professionnelle : Benjamina Ramarcel Ramanantsoa
- Ministre de l'Environnement, de l'Ecologie, de la Mer et des Forêts : Ralava Bevoarimisa
- Ministre de la pêche et des ressources halieutiques : Ahmad
- Ministre de l'Eau, de l'Hygiène et de l'Assainissement : Johanita Ndahimananjara
- Ministre de l'Elevage : Anthelme Ramparany
- Ministre de la Culture et de l'Artisanant : Brigitte Rasamoelina
- Ministre des Postes, des Télécommunications et des Nouvelles technologies : Neypatraike Rakotomamonjy
- Ministre de la Communication et des Relations avec les institutions : Vonison Razafindambo Andrianjato
- Ministre de la jeunesse et des sports : Jean Anicet Andriamosarisoa
- Ministre de la Population, de la Protection et de la Promotion de la femme : Onitiana Realy
- Secrétaire d'État en charge de la Gendarmerie Nationale : Général Didier Gérard Paza


Beatrice Attalah minisitry ny raharaham-bahiny
novalian'i endriny ny 26/01/2015 15:12
2. 5laody ( 25/01/2015 20:20)
Raha miteny ny revireviko aho dia izao e:

Misy mampahatsiaro azy ireo matetika hoe "Isika rehetra ireto anie ka miasa ho an'ny vahoaka sy ho an'ny tanindrazana e!" (Onitiana Realy no antenaiko amin'io).

Betsaka ny olona tsy mbola fantatro fa enga anie izy ireo mba hanao ny asa sy ny fampandrosoana ho laharam-pahamehana fa tsy ny adivarotra avantazy.

Ho ampian'Andriamanitra daholo amin'ny adidy be iantsorohana e!
3. hery ( 25/01/2015 20:34)
4. mpisotrtoaka ( 26/01/2015 05:33)

hery:



marina ny anlah lets ! Ts teo ireo sasany ireo d nahita ny fahorian'ny vahoaka d eo izy zao d enga anie ka tena hiasa !
5. endriny ( 26/01/2015 15:12)
Arahabaina izany ianareo nahazo seza rehetra e...

Fa mba tokony jerena ihany fa misy ministera maro dia maro tokony atambatra na foanana

Ny ministeran'ny fambolena, Fiompiona, Jono, ny rano sy ny Ala izao tokony hitambatra ho iray ihany

Ny MInisteran'ny toekarena sy ny varotra tokony ho iray ihany

Ny mponina sy ny kolotsaina tokony ho iray ihany

Ny petrole sy ny harena an-kibon'ny tany ary ny angovo sy ny solika tokony ho iray ihany

sns

Fa mety hoe izay koa angamba no ahatonga ny filaminana dia aleo zaraina ny seza hoy ny mpitarika...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5394