You are here: home > Forum

Mba mahagaga ihany ity Eraopa ity a

Lohahevitra : Tsetsatsetsa tsy aritra
Fitohizan'ny hafatra : Mba mahagaga ihany ity Eraopa ity a
Valiny : 1
endriny - 22/01/2015 10:05
Vao tamin'ny herinandro ry zareo Eraopeanina no nanao fanambarana lehibe fa nahazo tombony 20.000 tapitrisa dolara dia izao anefa hoe mila vonjy maika ny toekarany...
Valio | Miverina eny ambony
sitlo - 19/02/2015 23:34
1984

Io boky io tena enjana be manazava an'itony laingalaingan'ny fiainana itony.
Valio | Miverina eny ambony