bor2lais - 22/01/2015 09:37
|
![]() Misy post tiako esorina ary afindra satria diso toerana saingy tsy eo intsony ilay bokotra "fafao". Lasa HS be ilay izy raha tsy esorina. Ahoana no atao azafady ? Misaotra mialoha |
hery - 22/01/2015 10:05
|
![]() Fa tokony azo afindra ka. Sa tsisy hoe ahitsio koa? |
bor2lais - 22/01/2015 12:28
|
![]() Mbola tsy nahita an'io "ahitsio" ihany koa ny tenako hatreto a ! "Aoka ihany", "Jereo aloha", "Alefaso" ihany no tazako izao ! ![]() |
hery - 04/03/2015 14:32
|
![]() |
bor2lais - 05/03/2015 17:02
|
![]() |