Pilates sa Zumba ?

1. hery ( 21/01/2015 17:54)
Te hikotrana nefa tsy te hivoaka ny trano. Dia isaorana izay namorona ny zumba sy ny pilates... inona no mahomby kokoa? ilay kotrakotrana be (zumba) sa ilay sport malefaka (pilates)?

Mba izarazarao traikefa :-)



Ireto izao misy video azo andramana:

Pilates:




Zumba:

novalian'i ombelline ny 10/02/2015 15:28
2. Fiffi ( 22/01/2015 13:30)
aleko lavitra lé zumba...milay io an hihihihi sady tena samihafa am lé pilates sady tsisy ambiance
3. ombelline ( 10/02/2015 15:28)
Arakaraky ny tsirairay angamba .

Raha lehilahy tia dihy latino i Hery dia mety ny zumba , raha tsy izany dia pilates no metimety kokoa aminao

Ny tena mahavariana ahy dia 90% n'ny mpanao zumba dia vehivavy, ary ny prof de zumba tena tian'ny olona nefa dia lehilahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2664