Adihevitra Tsy mino an'Andriamanitra(Athé) Vs Kristianina (teny anglisy)

41. rhaj0 ( 23/01/2015 16:49)
gasy1zay:
Tsy 2 poids 2 mesures mintsy izany rhaj0 fa hoe : ny tsy mety ahitsy fa ny tsara sy ny mandeha araka ny tokony ho izy dia tohizana.

Samy "voa" nilatsaka avy t@ ilay hazo midoroboka ihany no ho lanjaina.. Dia misy "voany" (taloha) hozy i Gasy1zay izany no ratsy fa tsy ilay "hazo". Dia ho ataon'ny zanakao an'izany koa ho'a ianao any aoriana e...

gasy1say:
Ny Mpitondra fivavahana mankasitraka izany aloha dia toy ny manota ihany izy satria voalaza fa izay mankasitra ota dia manota.

Dia rehefa hitanao fa manota ny olona iray re ry Gasy1zay, ka hanarinao nefa tsy mety miova, dia inona no ataonao? ahoana ny fifandraisanao @ ilay olona?
- ignorer-nao sahala @ boka ve izy, ka ivilianao lalana rahefa mi-tapO nareo? sa ...
- ampirisihinao ny zanakao tsy hifandray aminy, fa sao mamindra sahala @ sida? sa ...
- sa ... ??

(anticiper-ko ilay valin-teny pli-vava, mody hoe normal sy tsara sy manja... nefa anie ireo nanota ireo izao, ao @ "imagination"-n'i Gasy1zay ao, dia hoe .. devoly.. devoly... devoly=boka/sida...)

42. rhaj0 ( 23/01/2015 16:59)
gasy1zay:
Raha ny tahotra ny fihomezan'ny olona no hiovana hevitra sy ny finoana dia izay ilay hoe :osa na lache na coward noresahina tatsy ambadika, ny baiboly no fototra ijoroan'ny fivavahana kristianina fa tsy ny hevitry ny be sy ny maro, na ny hevitry ny fiaraha-monina, na ny hevitry ny mpitondra fivavahana.

Angaha moa misy mitady ny "hanova ny finoanao"... Ny Kristiana no obsede @ hanova ny finoan'ny hafa (@ izay hono avotra izy, hoy ny sasany). Efa lehibe vita vaksiny sy batemy ianao. Ny ahy ny Ankizy no jereko...
43. gasy1zay ( 23/01/2015 17:20)

rhaj0:

Efa voalazan'ny finoana kristianina fa fahotana ny firaisan'ny L+L sy V+V ka raha tianao hiova izany fomba fijery izany dia tsy fanovana finoana fotsiny izany fa tena fakana ny toeran'Andriamanitra. Mba mitoera eo amin'ny toeran'ny hafa ianao dia ho azonao mora foana ny tiako ambara.

Raha tsy takatrao ny fijery kristianina dia aleo haka ohatra silamo aho, amin'ny zareo izao tena biby fady ny kisoa, mino izy fa tsy tafiditra any @ paradisa(ny) raha mikasikasika an'io, dia avy ianao hiteny hoe olona firifiry manerantany mihinana kisoa fa normal ny mihinana kisoa, ekenareo hoe azo hanina ny kisoa raha tsy izany nareo hihomehezan'ny ...

Dia ahoana ny fandraisanao azy ao? sa tsy afaka maka ny toeran'ny hafa mintsy rhaj0 fa dia ny hevitrao ihany no "normal" fa ny an'ny hafa mampihomehy ny ..."ankizy" :)
44. endriny ( 23/01/2015 17:24)

gasy1zay:

Efa voalazan'ny finoana kristianina fa fahotana ny firaisan'ny L+L sy V+V ka raha tianao hiova izany fomba fijery izany dia tsy fanovana finoana fotsiny izany fa tena fakana ny toeran'Andriamanitra. Mba mitoera eo amin'ny toeran'ny hafa ianao dia ho azonao mora foana ny tiako ambara.

Aiza ao amin'ny baiboly kay no misy izany?

Ary maro ireo milaza fa ny antony nandoroana an'i Saodaoma sy Gaomaoro dia noho io resaka io, kanefa aiza amin'io tantara ao amin'ny baiboly io no milaza izany? Sao ny mpandika no mandika vilana?
45. rhaj0 ( 23/01/2015 17:29)
Moslimo sy ny kisoa.. Dia nisy fetikely ho'a in-1 mandeha. Dia teo samosa, nem ets... dia isaka ny mihetsika dia manontany ilery hoe, misy kisoa sa tsia.. dia hoe misy.. tsisy.. misy.. Fa vita ny fety, ny ampitsony vao hoe, kay ilay samosa misy kisoa.. dia rahefa nolazaina ilery dia ... tsy olana fa dia mandeha mitohy ny fiainana.. Dia entre-pa fa izy TSY mampiresaka izay paradisany any rahefa mihinan-kisoa ny olona (na rahefa miaraka ny L&L sy V&V koa ohatra)..

Ilay "mihomehy" anie ka mba reaction polie fotsiny e... sa tianao hanao toa ny Kristiana sasany mamelively, na koa mamendrofendro na ... miavonavona/manilikilka/manavakavaka/etsetra...
46. gasy1zay ( 23/01/2015 18:32)

endriny:

gasy1zay:

Efa voalazan'ny finoana kristianina fa fahotana ny firaisan'ny L+L sy V+V ka raha tianao hiova izany fomba fijery izany dia tsy fanovana finoana fotsiny izany fa tena fakana ny toeran'Andriamanitra. Mba mitoera eo amin'ny toeran'ny hafa ianao dia ho azonao mora foana ny tiako ambara.

Aiza ao amin'ny baiboly kay no misy izany?

Ary maro ireo milaza fa ny antony nandoroana an'i Saodaoma sy Gaomaoro dia noho io resaka io, kanefa aiza amin'io tantara ao amin'ny baiboly io no milaza izany? Sao ny mpandika no mandika vilana?

Koritiana I 6:9-10
Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin’ olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra.

47. gasy1zay ( 23/01/2015 18:43)
rhaj0 > ny toriteny dia fananarana ka tsy maintsy misy tsindro-paingotra ao hilaza ny tsy mety satria natao hanitsy mintsy izy fa tsy hipasoka ny efa malama :) raha efa manaraka ny sitrapon'Andriamanitra ianao tsy misy manindronindrona tsony ka.

miavonavona/manilikilka/manavakavaka/etsetra > dia tena gaga aho hoe mba ohatrany aona loatra re ny kristianina miserasera aminao maneho toetra ohatrizany?

Aoka hazava aloha fa raha miteny aho hoe mpanota ny L+L sy V+V na ny mpijangajanga sy ny sisa dia tsy midika hoe mitsoaka azy aho fa mamporisika azy hiova an! Raha fanavakavana moa ny andrasainao izany dia tsy maninona fa tsy maintsy mananatra foana i gasy1zay raha mbola afaka mananatra.
48. rhaj0 ( 23/01/2015 18:56)
ntsss... ohatra ho'a ireo ao Montreal..

- mba hoe aty @ tany mandroso aty, mahita ny "accomodement raisonnable" ventesin'ny kanadiana isan'andro ao,
- mba hoe tsy ilay mahantra fadiranovana ka hoe mivezivezy ny fanahy fa noana,
- mba hoe mba nahita fianarana sy manaraka vaovao fa mitobaka ny info aty,
- mba hoe ..

Fa esy e... nizara roa ho'a ilay fiangonana gasy kely tao..

Dia ho hoz'ianao izany hoe tena nizara roa tao anatin'ny fifankatiavana zareo tao, ary rahefa kristiana, dia tena tsisy mihintsy na ny 1 segondra azany ny ... miavonavona/manilikilka/manavakavaka/etsetra .. @ izy samy ao tao.

Izaho k'lou tsy nahita fa mba alefako ny "imagination"-ko ee... :-)
49. rhaj0 ( 23/01/2015 18:59)
gasy1zay:
... ka tsy maintsy misy tsindro-paingotra...

Fa rahefa ny hafa no manao an'io dia ... caricature ...
50. gasy1zay ( 23/01/2015 19:14)

rhaj0:

ntsss... ohatra ho'a ireo ao Montreal..

- mba hoe aty @ tany mandroso aty, mahita ny "accomodement raisonnable" ventesin'ny kanadiana isan'andro ao,
- mba hoe tsy ilay mahantra fadiranovana ka hoe mivezivezy ny fanahy fa noana,
- mba hoe mba nahita fianarana sy manaraka vaovao fa mitobaka ny info aty,
- mba hoe ..

Fa esy e... nizara roa ho'a ilay fiangonana gasy kely tao..

Dia ho hoz'ianao izany hoe tena nizara roa tao anatin'ny fifankatiavana zareo tao, ary rahefa kristiana, dia tena tsisy mihintsy na ny 1 segondra azany ny ... miavonavona/manilikilka/manavakavaka/etsetra .. @ izy samy ao tao.

Izaho k'lou tsy nahita fa mba alefako ny "imagination"-ko ee... :-)

Izaho aloha tsy miombon-kevitra @ fisaratsarahan'ny fiangonana e, saingy kosa aleoko mahita kristianina samy mivavaka any @ izay maharesy lahatra azy toy izay mahita kristianina niverin-dalana na kristianina iray fiangonana nefa miady an-trano sanatria na mifampiatsara ivela-tsihy. Fa i rhaj0 ve izany mihevitra hoe ireo kristianina kely ireo dia miavonavona/manilikilka/manavakavaka/etsetra ? Raha mamonjy ny fiangonan'ireo ao Montreal ve i rhaj0 ohatra dia tsy horesahin'ny mpiangona sa tsy avelany hiditra sa roahiny? Izay ve ilay izy sa aona?
51. rhaj0 ( 23/01/2015 21:32)
aleo aho tsy hifosa fa hotrhotrany tsss...
52. endriny ( 24/01/2015 07:53)

gasy1zay:

endriny:

gasy1zay:

Efa voalazan'ny finoana kristianina fa fahotana ny firaisan'ny L+L sy V+V ka raha tianao hiova izany fomba fijery izany dia tsy fanovana finoana fotsiny izany fa tena fakana ny toeran'Andriamanitra. Mba mitoera eo amin'ny toeran'ny hafa ianao dia ho azonao mora foana ny tiako ambara.

Aiza ao amin'ny baiboly kay no misy izany?

Ary maro ireo milaza fa ny antony nandoroana an'i Saodaoma sy Gaomaoro dia noho io resaka io, kanefa aiza amin'io tantara ao amin'ny baiboly io no milaza izany? Sao ny mpandika no mandika vilana?

Koritiana I 6:9-10
Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin’ olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra.

Haahhhahhahha dia aiza no miteny hoe izay LxL sy VxV amin'izany? Aza mandainaga ho'a didy faha firy moa ny lainga?
53. gasy1zay ( 24/01/2015 11:33)

[/quote]

Haahhhahhahha dia aiza no miteny hoe izay LxL sy VxV amin'izany? Aza mandainaga ho'a didy faha firy moa ny lainga?

[/quote]

Tsy maninona fa rehefa sarotra aminao ny mahazo teny gasy dia afaka mitsidika ny dikateny vahiny isika ahitana ny voalazany :

1 CORINTHIENS 6.9
Ne savez-vous pas que les injustes n'hériteront pas du royaume de Dieu ? Ne vous y trompez pas : ni ceux qui vivent dans l’immoralité sexuelle, ni les idolâtres, ni les adultères, ni les travestis, ni les homosexuels,

Tsy mamorona aho ry endriny fa tena voalazan'ny baiboly io fa tsy sanatria akory fitsaran'olombelona.
54. rhaj0 ( 24/01/2015 22:35)
gasy1zay:
ni les adultères, ni les travestis, ni les homosexuels

Dia tsy takatry ny "imagination"-nao @ io ve ohatra ry Gasy1zay fa dia ... nisy olombe masiatsiaka @ n'a pas t@ izany andro, dia asa inona no nataon'ny adultere sy ny travestis taminy tao, mety otany miafina akoriny angamba izao izany, ary dia ireo no itrikitrihany dia nosoratany tao @ Baiboly tao ?

Dia iny tokoany koa ianao, ny taona efa 2000, dia mbola manao Ibaotsimivily io, dia manitrikitrika an'izany koa ??? "travestis" anie dia ilay manao ankanjom-bavy na akanjon-dehilahy fotsiny e ... ary ny akanjo dia lamaody, arakarak'izay fotoan'andro ao.

Ka izao izany Ivadinao ao tsy avelanao mi-pataloha an ???? Dia ianao tsy manao lobaka raoziraozy ?
55. rhaj0 ( 24/01/2015 22:38)
Dia ireto misy olona travestis re ryGasy1zay
http://fr.wikipedia.org/wiki/Travestissement#Quelques_exemples_connus_de_travestissement
56. gasy1zay ( 25/01/2015 03:17)

Io ny voasoratra fa tsy nanao interprétation ny tenako, io izay fandraisanao azy fa raha ny hevitro no anontaniana dia resaka homosexualité no resahina @ ilay travesti eto ( LGBT-gay-lesbienne-...) raha tianao hitarina dia izay faharesendahatrao ihany io.
57. gasy1zay ( 25/01/2015 03:32)

rhaj0:

Dia ireto misy olona travestis re ryGasy1zay
http://fr.wikipedia.org/wiki/Travestissement#Quelques_exemples_connus_de_travestissement

Ianao moa toa mba havanana @ tenin'ny Amerika avaratra ka aleo omeko anao ny travesti araka ny dikateny Common English Bible sao heverinao fa mi-spin eo indray ny tenako raha milaza fa ny L+L sy V+V no tiana ambara eto :

Don’t you know that people who are unjust won’t inherit God’s kingdom? Don’t be deceived. Those who are sexually immoral, those who worship false gods, adulterers, both participants in same-sex intercourse,[a] 10 thieves, the greedy, drunks, abusive people, and swindlers won’t inherit God’s kingdom.

raha adika izany ilay version frantsay dia izao ry rhaj0

les travestis et les homosexuels = both participants in same-sex intercourse

Aza matahotra ianao rhaj0 fa mbola afaka hanaovanao ilay lobaka raozy :)
58. rhaj0 ( 25/01/2015 19:52)
http://www.oxforddictionaries.com/translate/english-french/transvestite
A person, typically a man, who derives pleasure from dressing in clothes appropriate to the opposite sex.

Vao miankanjo izany @ Gasy1zay dia efa tonga dia efa intercourse an... mampalahelo mihintsy nareo kah.. desesp ny hanamarina ny hadalan'ny hafa dia miolankolana manahy vary eo...

fa jereo ho'a ilay tantara t@ wikipedia teo e.. misy mody niankajom-bhv satria miady @ puissant.. ireo Albaniana miankanjo lhl satria raha tsy izay tsy avotra ao @ fiaraha-monina.. Na koa fotsiny hoe ahoana ny tantaran'ny pataloha

http://fr.wikipedia.org/wiki/Pantalon#Pantalon_pour_femme
En Europe, le pantalon pour femme ne devient courant qu'au cours du xxe siècle. Auparavant, à cause des interdits religieux et des valeurs attachées traditionnellement à chaque genre (courage pour l'homme, pudeur pour la femme) s'imposait la différence sexuée dans l'habillement, et le port du pantalon par la femme était interdit et condamné.
59. rhaj0 ( 25/01/2015 21:25)
(ilay @ teny anglisy nolazainao, dia nodinganiny ilay transvestite fa resaka tsy miady aminy...)
60. gasy1zay ( 26/01/2015 14:13)

rhaj0:

http://www.oxforddictionaries.com/translate/english-french/transvestite
A person, typically a man, who derives pleasure from dressing in clothes appropriate to the opposite sex.

Vao miankanjo izany @ Gasy1zay dia efa tonga dia efa intercourse an... mampalahelo mihintsy nareo kah.. desesp ny hanamarina ny hadalan'ny hafa dia miolankolana manahy vary eo...

fa jereo ho'a ilay tantara t@ wikipedia teo e.. misy mody niankajom-bhv satria miady @ puissant.. ireo Albaniana miankanjo lhl satria raha tsy izay tsy avotra ao @ fiaraha-monina.. Na koa fotsiny hoe ahoana ny tantaran'ny pataloha

http://fr.wikipedia.org/wiki/Pantalon#Pantalon_pour_femme
En Europe, le pantalon pour femme ne devient courant qu'au cours du xxe siècle. Auparavant, à cause des interdits religieux et des valeurs attachées traditionnellement à chaque genre (courage pour l'homme, pudeur pour la femme) s'imposait la différence sexuée dans l'habillement, et le port du pantalon par la femme était interdit et condamné.

fa aiza @ ilay version anglais no misy "transvetite" e? ny resakao hoe travesti lazainy io izany ve mampiditra ny travestissement dia navaliko hoe resaka homosexuel no tiany lazainy amin'io satria raha dinihana ny dikateny anglais tsy misy "travestite" izany fa same sex having intercourse ...
Ianao anie rhaj0 no mampiditra ilay resaka ankajo eto fa izaho manazava hoe tsy izany io fa resaka homosexuel-transexuel-gay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.458