MAIZIMAIZINA ATO ZANY MOMPERA AAA

1. andrywui ( 19/01/2015 20:38)
MAIZIMAIZINA ATO IZANY AN!
Tantaran’I renin’I Lezisy izay mampiditra lehilahy ao an-trano rehefa tsy ao an-trano ny vadiny.Rehefa vita ary ny ataon-dry zareo dia matory ravehivavy ary lasa mody ralehilahy. Rehefa nandalo ny lalantsara ary ity farany dia naheno feo avy ao anaty « armoire » : « Maizimaizina ato izany an ! ».Nosokafany ny armoire, kay I Lezisy no tao,dia hoy Lezisy:” Omeo 30 000 Ar za raha tsy izay atoroko an’i dadanay »Dia nanome ranamana
Afaka andro vitsivitsy dia mbola namerina ny fanaony izy roa…..Ary rehefa nandalo ny toerana fihantonan’ny akanjo dia naheno feo ndray manao hoe: “ maizimaizina ato izany an!”Novohany ilay fihantonan’akanjo ary nangataka 60 0000 Ar ndray i Lezisy, ary mbola nanome ihany ranamana.
Indray maraina ary teo am-pihinana dia hoy i Lezisy amin’ny rainy : « Dada za ange nividy bisikileta vaovao e ! ».Dia hoy ny rainy: “Lafo be ange lety ny vidin’izany bisikileta zany,tsy haiko hoe taiza no nahazoan’ilahy zany vola zany fa mino za fa vola azon’ialahy tamin’ny hafetsena izany.Noho izany tsara ho an’ialahy ra mandeha mikonfesy »Nihazakazaka ary i Lezisy nandeha tany am-piangonana ary raha niditra tao amin’ilay fanaovana konfesy dia tafateny : « maizimaizina ato izany an » Dia hoy ilay tao ambadika : » Lehity kosa letsy ! dia tsy amelan’ialahy mihitsy ve letsy za fa dia arahin’ialahy hatraty mihitsy ntssssssssssssss ! »
2. hafahafa ( 20/01/2015 05:38)

andrywui:

gidra ko zany blaginareo zany a! d lasany lery ve ny volam-piangonana?
3. mpisotrtoaka ( 07/04/2015 11:35)
damôpra zany no fôpla ! hihihiih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5418