ILY na I Love You sign

1. hery ( 19/01/2015 10:36)
Ny endriky ny rantsan-tanana telo (Fanondro, ankihikely, ankihibe) misokatra ary ny rantsan-tanana roa mikombona (fanondroadala sy mpanarampoana) ho an'ny fitenin'ny moana sy marenina dia midika hoe "Tiako Ianao"
Ny antony dia satria fitambaran'ny sarin-tanana mampiseho ny I.L.Y (na I Love You) ilay izy





Azo jerena koa ny: http://en.wikipedia.org/wiki/ILY_sign

novalian'i booboo ny 19/01/2015 14:51
2. hery ( 19/01/2015 10:45)
Raha ny tantara dia toa Helen Keller (izay moana marenina) no namorona io fihetsika io http://en.wikipedia.org/wiki/Helen_Keller
3. booboo ( 19/01/2015 14:51)
iƩ.
Indray mandeha izay tao @ piscine, dia nilalao niaraka t@ boay kely trisomique ny zanako, 3 taona izy dahy t@ zany. Tsisy mifankafantatra fiteny fa langage des signes no nifampiresahana. Nony niala tao @ zay dia ni-signer an'io ilay bandy kely dia ny dadany no nanazava t@ nay ny dikany, dia novalian'ny zanako @ sign Makaton. ( tsy manana troubles ny zanako fa hatr@ vao teraka dia efa nifampiresahana t@ tanana sy vava ;-) ).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.132