Raha hanao reportage video live camera 2

1. hery ( 19/01/2015 08:53)
Salama daholo. Misy conférence izay dia tiako halefa mivantana amin'ny internet ilay izy saingy eritreretina hoe mba video camera 2 no ampiasaina. Manjary tsy maintsy hisy mixage izany... dia eo no olana.

Inona no mety sosokevitra tsy dia be dépense loatra? Tiako kokoa raha hoe ampidirina amin'ny ordi daholo ny sary anakiroa (tsy mampiasa video mixer ivelany) nefa tsy fantatro raha mety izany.

2. diamondra27 ( 29/06/2015 21:33)
tsy miankina @ logiciel ihany ve zany e!
toa misy ireny ohatry ny mi-superposé ireny ny sary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1344