Fa iza marina ity Voahangy Rajaonarimampianina ity e ? Ary inona no fahefany ?

1. rabaradaka ( 16/01/2015 08:43)
Vaovao vao mitontona izao ity omeko anareio ity ary vavolombelona aho sy olona dimy be izao (tsy tononiko ny anarany).
I Voahangy Rajaonarimampianina no manao avis favorable izay CV go an'ireo candidat ministre ary vola 1 milliard d'ariary no tambiny. Tena tsy tsaho io fa mba nisy nanolotra ity namako iray ary dia tena resaka face à face no nataon'ny Ramatoa vadin'ny Filoha Hery Rajaonarimampianina.
Tsy tsaho ity tompojo fa ho henonareo ny marina. Tena sabotage ho an'ny Filoha Hery izany ary i Voahangy tena tsy mivaky loha izay hiafaran'ny vadiny fa dia manao izay hampanakarena fotsiny, eny e, vady fahatelo tokoa i Voahangy ka tsy mivaky loha.
Ho hita eo ny tohiny fa tena noheveriko ho anjely kely mipitrapitra ity Voahangy hay devoly ratsy loha.
Potika i Hery ary potika tanteraka
novalian'i Monjalaza ny 07/03/2018 19:03
2. vahiny2004 ( 16/01/2015 09:42)

rabaradaka:

"Derrière un grand homme , il y a une grande femme" ... azo raisina @ lafiny tsara io dia raisina @ lafiny ratsy

Etsy an-daniny, "on n'a que ce qu'on mérite" , sy ny hoe "qui se ressemblent s'assemblent "....

ka dia mety ho azonao tsoahina avy @ izany rehetra izany koa ny toetran'i Hery

bôny sansy aby ry malagasy havako
3. hafahafa ( 16/01/2015 10:01)

rabaradaka:

Vaovao vao mitontona izao ity omeko anareio ity ary vavolombelona aho sy olona dimy be izao (tsy tononiko ny anarany).
I Voahangy Rajaonarimampianina no manao avis favorable izay CV go an'ireo candidat ministre ary vola 1 milliard d'ariary no tambiny. Tena tsy tsaho io fa mba nisy nanolotra ity namako iray ary dia tena resaka face à face no nataon'ny Ramatoa vadin'ny Filoha Hery Rajaonarimampianina.
Tsy tsaho ity tompojo fa ho henonareo ny marina. Tena sabotage ho an'ny Filoha Hery izany ary i Voahangy tena tsy mivaky loha izay hiafaran'ny vadiny fa dia manao izay hampanakarena fotsiny, eny e, vady fahatelo tokoa i Voahangy ka tsy mivaky loha.
Ho hita eo ny tohiny fa tena noheveriko ho anjely kely mipitrapitra ity Voahangy hay devoly ratsy loha.
Potika i Hery ary potika tanteraka

Ngah tsy mba misy adivarotra Zoky a! hi3
D aona zany le olona tsy manana anio vola io zay antenainy maro fa manana ny fahaizany sy ny fadiovany heverina fa tena hampandroso firenena?
Manana 1M ve tsy aleo miverina any ambany vohatra milalao ny ranon'andrena e!
4. mpisotrtoaka ( 19/01/2015 05:20)

rabaradaka:

Vaovao vao mitontona izao ity omeko anareio ity ary vavolombelona aho sy olona dimy be izao (tsy tononiko ny anarany).
I Voahangy Rajaonarimampianina no manao avis favorable izay CV go an'ireo candidat ministre ary vola 1 milliard d'ariary no tambiny. Tena tsy tsaho io fa mba nisy nanolotra ity namako iray ary dia tena resaka face à face no nataon'ny Ramatoa vadin'ny Filoha Hery Rajaonarimampianina.
Tsy tsaho ity tompojo fa ho henonareo ny marina. Tena sabotage ho an'ny Filoha Hery izany ary i Voahangy tena tsy mivaky loha izay hiafaran'ny vadiny fa dia manao izay hampanakarena fotsiny, eny e, vady fahatelo tokoa i Voahangy ka tsy mivaky loha.
Ho hita eo ny tohiny fa tena noheveriko ho anjely kely mipitrapitra ity Voahangy hay devoly ratsy loha.
Potika i Hery ary potika tanteraka

Ento kely eto ar hoe ny hoe iza izy dia nahoana no vady fahatelo ! Aiza ny voalohany sy ny faharoa ?
5. endriny ( 20/01/2015 14:04)
Ka atao ahoana fa vola tamina miliara koa age no laniny tamin'ny fifidianana vao tonga filoha izy e. Sady tamin'ity indray mitoraka ity, nisinisy ihany ilay miliara satria in-droa miantaona be izao ilay fifidianana.

Ka tsy hamerina ny mason-karena kosa aza ve izy aminareo
6. Dreamlover14 ( 21/01/2015 15:53)
Naheno koa aho tao @ primature fa ny vadin'i Kolo koa dia mitovy toetra @ Voahangy.

mapieritreritra hoe mitovy t@ USA t@ andron'i Bill Clinton ve izany i madagasikara ? saingy USA notantanan'ny sénatrice intellectuelle fa i madagasikara notantanan'ny serveuse McRell
7. mpisotrtoaka ( 30/01/2015 07:42)
3527 isa ny olona nitsidika ity lohahevitry rabaradaka ity ! Tena liana te ahalala ny malagasy ! Nihevitra izy ireo fa mis fampahafantarana ho ataon'i rabaradaka ato nefa dia fifanakalozan-kevitra sy fizarana hevitra ho an'izay mahalala ny momba azy no tadiavina !

Misaotra fa izany no manamarika fa liana ianareo
8. markcarter4875 ( 03/08/2017 12:25)
Ary hitako no tena tsy mandeha amin'izay laoniny ny fitantanana ny firenena ko.Olona dondrona daholo no ao amin'io fitondrana, efa ny vola no manjaka, ka na tsy manana ny fahaizana manao amin'ilay andraikitra dia raisina. TENA NAMPIJABAKA NY FIRENENA RAHA IO RAMATOA IO. MBA MARINA E
9. Monjalaza ( 07/03/2018 18:58)
aleo izy haka faraparany fa amin'ny 24 Novembre anie ny fifidianana filoham-pirenena e!
10. Monjalaza ( 07/03/2018 19:03)
aza malahelo ny fonareo fa ny fifidianana dia amin'ny 24 Novembre e!aleo izy haka faraparany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4448