VICTOR SOLO SY VAHANDANITRA

1. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:51)
Misy mba mahalala ny mombamomba ireo mpilalao tantara tao am RNM fahiny ve ?
2. Vazivazo ( 20/02/2015 07:50)
Za mahalala..... samy mahay mitazona ny rĂ´le napetraka ho azy ao anatin' ny tatara ry zareo ireo, dia samy lehilahy, dia inona koa no tian'i mpisotrtoak ho fantatra???? Raha mila mpilalao tantara enw dia antsoy zah f haintsika izany e, enw nge ef haiko oe ilay mpanoratra tantara e.....
3. ethlandgrg ( 10/05/2015 04:51)
manahoana doly e! za ko mba hisany mankafy mihaino tantara , mba mitady lien mba ahafana henona ra mba misy mahita de teneno e! misaotra mialoha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0807