FANGATAHANA FANAMPIANA

1. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:02)
Salama Rahery sy ny namana rehetra ! Mba mila fanampiana amin'ny resaka projet e ! Manana projet scénario resaka pub sy film doc ar film ny tenako ! Inona avy no ataoko ahatanteraka izay nofinofiko izay Rahery ! Misaotra mialoha !
2. hery ( 15/01/2015 08:25)
1. Fanomanana lavitra: Eritreretina ny lohahevitra. Aiza ny toerana hakàna loharano. Inona ny zavatra mety ilaina (olona hihaonana, toerana haleha, fitaovana hampiasaina)

2. Fanomanana akaiky: Mandeha an-toerana, miresaka amin'ny olona mialoha, hazavaina aminy ny zavatra hatao sns.

3. Asa sur terrain: Mila faharetana fa tsy maimaika.

4. Asa ambony birao: Mamaky ny zavatra natao, filtrage, montage, sns.

5. Production: mamokatra sy manaparitaka
3. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 08:35)
Ny dossier koa etsy andaniny ! Fokontany sa commune sa in d aiza avy no lalana ? Ny zavatra rehetra efa vonona fa ny hitondrana azy sisa no manahirana ! Misaotra indrindra !
4. hery ( 15/01/2015 08:43)
Tsy haiko na mila mangataka alalana any amin'ny fokotany na commune raha tsy hi-occuper espace public.

Eny an-dalambe ve? terrain ve? sns
5. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 09:04)
Merci ! Afa-po fa ahy ny sisa e ! Ho hitanareo eny ihany rehefa mivoaka ny ohatr'zay ! Manoratra tononkalo mampihomehy sy tantara ary sombintantara mantsy aho ary scénario radiophonique sy film ! D efa projet ela d ho apoitra amzay e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3259