Afera Qatar 2022 sendra hita - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Afera Qatar 2022 sendra hita

Lohahevitra : Fanatanjahantena
Fitohizan'ny hafatra : Afera Qatar 2022 sendra hita
Valiny : 2
hery - 14/01/2015 15:26
Ary anisan'ny voateny tato koa kay i Ahmady an. Aferan'ny risoriso tamin'ny Qatar 2022, fandaharana nandeha tao amin'ny Canal+



http://forum.serasera.org/media/images/o/e46e0c3dade4230b9b66cb58174c0fac.jpg
Valio | Miverina eny ambony
mpisotrtoaka - 22/06/2015 18:02
Lohamboto fotsiny tsss ! Ts maintsy ho faty ihany io na ho ela na ho haingana e !
Valio | Miverina eny ambony
2Miandry - 31/08/2017 09:22
io ary izy lasa filohan'ny CAF ko
Valio | Miverina eny ambony