Tennis

1. Jock ( 12/01/2015 07:28)
Salut daholo!
Za hoa ry zareo tena mba tia sport nefa tsy anaty sport. Ny "tennis" no mba
tena tiako kanefa za tsisy traikefa ka ho anareo namana mba apio za raha azo
atao. Aiza no misy club azo idirana mba hianarana azy io (toerana...).
Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1549