You are here: home > Forum

ny fafinaretan vaiavy

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : Io ho'a ry Iriantsoa, tsongoy fon'olo tsongoy fon-...
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2
rhaj0 - 09/02/2015 12:41
Io ho'a ry Iriantsoa, tsongoy fon'olo tsongoy fon-tena.. Raha ohatra ho'a ianao ka tsy dangitra nefa kosikosehana ao, tsy "mahatsapa marary kely" ve ?

Dia ilay "marina tsy filaza" indray... Io ry Shala revy taloha io, hanafenana ny hadalan'olo, ary infantilisation be, satria heverina tsy ahazaka ny marina ny zazakely. Izao izao "transparence" no ambeti-teny, ary "communication" koa...
Valio | Miverina eny ambony
sahia - 13/02/2015 07:38
mapme lay ato @ resa-behivavy fa LEHILAHY DAOLO ny ankamaroan'ny MPANDRAY ANJARA, hihihihihi

rhaj0
Io ho'a ry Iriantsoa, tsongoy fon'olo tsongoy fon-tena.. Raha ohatra ho'a ianao ka tsy dangitra nefa kosikosehana ao, tsy "mahatsapa marary kely" ve ?

Dia ilay "marina tsy filaza" indray... Io ry Shala revy taloha io, hanafenana ny hadalan'olo, ary infantilisation be, satria heverina tsy ahazaka ny marina ny zazakely. Izao izao "transparence" no ambeti-teny, ary "communication" koa...
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 18/02/2015 09:15
Ra vao leranlah maina tsis revirev kel ,tsis safosafo ,tsis sentimak kely io ry ledada de tjrs minanaka dans 10sec eo le sipa lou vo miletra iny a ...huhuh fa avy eo kosa izy elah ndray no rerak eo fa izy mitsakotsako siligôma fotsn mijery anlah teratsemboka eo hu
Valio | Miverina eny ambony
iriantso15 - 19/02/2015 10:01

andrywui
Ra vao leranlah maina tsis revirev kel ,tsis safosafo ,tsis sentimak kely io ry ledada de tjrs minanaka dans 10sec eo le sipa lou vo miletra iny a ...huhuh fa avy eo kosa izy elah ndray no rerak eo fa izy mitsakotsako siligôma fotsn mijery anlah teratsemboka eo hu
hihi3 kay le !
in ndray n ts itako
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 20/02/2015 12:45
andrywuifa izy mitsakotsako siligôma fotsn mijery anlah ..

Ka tonga t@ orgasme ve k'lou ilay sipa mitsako siligôma io e...

Ngo dia sahala @ ilay namako i Andrywui ka hoe, mahay manao ilay sipa, satria hono, tena mahay mamafa ny ao ambany ao raha vao lasana i bainina, ary dia tsisy trace-ny mihintsy ny lambam-pandriana... ka tsy tonga t@ orgasme-ny izany ilay sipa fa nieritreritra lambam-pandriana kouh.. Ny anao toa mitsako siligôma ...
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 10/03/2015 18:24

booboo
Mirana a, afaka maka popcorn sy voanjo ary sezakely ve zà sa tsia ? hahahahahahahahaha .


hihi haingana aza fa maika hitantara aho...
Valio | Miverina eny ambony
iriantso15 - 13/03/2015 11:16
mirana a! lany ian n popcorn nlery fa enw ts ita mits!hihi3
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2