You are here: home > Forum

ny fafinaretan vaiavy

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : ny fafinaretan vaiavy
Valiny : 27
Pejy:  1 2 > 
iriantso15 - 08/01/2015 11:17
slt daolo o?
mba valio ity ry zareo andriam_bavi-lanitra fanaja o.
zafady fa mba liana te hahalala fa ts maafantatra.
rehefa manao rs ve n vaiavy de mahatsapa marary kely sady mahafinaritra sa mahafinaritr tanteraka? sa ararakaraka n filahiana? reefa tena exiter tsara.
Valio | Miverina eny ambony
hery - 08/01/2015 15:28
Inona no ilànao ilay valiny?
- Rahefa manana sipa na vady ianao dia azonao anontaniana izy.
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 08/01/2015 20:29
raha tsy ampazahoan'i Hery valiny ianao, dia raha tsy ampazahoan' ivadinao na isipanao koa, dia mety ampazahoako site (paorinao), ary dia ho hitanao direct ao hoe "mahafinaritra" ve sa "marary kely" sa "mahafinaritra tanteraka" ...
(raha avelan'i Hery...)
Valio | Miverina eny ambony
hery - 09/01/2015 09:22

rhaj0

Loll, mi-simuler ireny
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 09/01/2015 14:38
heryLoll, mi-simuler ireny

nataoko fa sTimuler ny nolazain'i Hery

Fa arakaraka...
- misy tokoany ny "simulation", hoe acteurs manao ny acte ireo mpilalao, misy scenario ets... fanefa misy koa hoe dia camera direct maka sary izay manao eo, na camera cachEe koa azany..
- koa na "simulation" azany ilay film, misy koa reaction tsy "simulEe" fa tena hitanao "spontanEe"..

Fa na i Hery koa anie rahefa anaovan'ny viavy mpahay azy "simulation" (-na orgasme) dia mety sTimulE ao koa fa tsy mahakobo e... Fa efa noresahina lavabe teto sy tato izany...

Fa mijery an'ireny koa dia arakaraka.. mety azo raisina ho travaux pratique "virtuel"
Fa tsisy tsara noho ny reel k'lou eee... sady toa manjary tsy mankafia reel intsony hono raha mijery betsaka an'izany, fa lasa mitady ny tsy misy eo..

Valio | Miverina eny ambony
5laody - 10/01/2015 17:31

Zahay ve Rangahy mba niandry hoe tena hisy hitantara eto. Kay mbola traduction daholo tssssss...
Valio | Miverina eny ambony
cbd - 11/01/2015 14:35

iriantso15
slt daolo o?
mba valio ity ry zareo andriam_bavi-lanitra fanaja o.
zafady fa mba liana te hahalala fa ts maafantatra.
rehefa manao rs ve n vaiavy de mahatsapa marary kely sady mahafinaritra sa mahafinaritr tanteraka? sa ararakaraka n filahiana? reefa tena exiter tsara.

hevern'lah fa gaigy nga l'ty n'sipa no andeha hitantanra an'lah an'zany? elah nga fantany no hitantarainy an'zany? lol b !
manaova l'ty sipa na manambadia lah d asaivo lazainy amlah a! io l'ty no atao hoe tsiambaratelo a mdrrrrrr
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 12/01/2015 05:42
ilay paorinao toa mety tsy azo atsipy eto.. nefa efa tena reference ilay site iray izay, sady gratuit, no haute definition, no tsisy hoe tena hoe abus-na viavy .. sa toroy hoe aiza ilay pejy ho an'ny olon-dehibe eto @ serasera eto ry Hery...

Fa ambara-paha dia vakio azany ilay
50 nuances de Grey.. nalazabe io taty fa tena hoe tena @ sensibilitE-n'ny viavy hono.. izaho tsy namaky..
Valio | Miverina eny ambony
mpisotrtoaka - 12/01/2015 06:14
Kôôzzzz a ! Slurp daholo zany ! Alefa ry kala a !
Valio | Miverina eny ambony
iriantso15 - 12/01/2015 13:56

iriantso15
slt daolo o?
mba valio ity ry zareo andriam_bavi-lanitra fanaja o.
zafady fa mba liana te hahalala fa ts maafantatra.
rehefa manao rs ve n vaiavy de mahatsapa marary kely sady mahafinaritra sa mahafinaritr tanteraka? sa ararakaraka n filahiana? reefa tena exiter tsara.

mba resaka mlay le resaka fa tena ts mis mamaly mits
Valio | Miverina eny ambony
iriantso15 - 12/01/2015 13:59

rhaj0
raha tsy ampazahoan'i Hery valiny ianao, dia raha tsy ampazahoan' ivadinao na isipanao koa, dia mety ampazahoako site (paorinao), ary dia ho hitanao direct ao hoe "mahafinaritra" ve sa "marary kely" sa "mahafinaritra tanteraka" ...
(raha avelan'i Hery...)
mba atoroy ary le site e?mrc
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 12/01/2015 21:38
mi-google ianao izany e.. ohatra eto.. Dia ilay faha-5 no malaza aminy ao raha ny kely fantatro
Dia rahefa mi-biraoziraozy ao, dia mba miafina ihany hono fa ngo dia hoe... (rahefa chrome dia ctrl+shift+N izy teo).. na diovy ny history... Dia tandremo sao petsa ny ecran an... Dia tantarao @ i mpisotrtoaka sy 5laody ary cbd ny hitanao ao
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 14/01/2015 10:43
:-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 22/01/2015 22:04
Rehefa tena ao anatiny fahafinaretana izany dia tsy maheno marary na kely aza. Fa raha toa kosa ny lehilahy ka Mahery fihetsika mety marary ihany.
Valio | Miverina eny ambony
iriantso15 - 26/01/2015 05:06

mirananirina
Rehefa tena ao anatiny fahafinaretana izany dia tsy maheno marary na kely aza. Fa raha toa kosa ny lehilahy ka Mahery fihetsika mety marary ihany.
mrc mirananirina?
de aoana zany le lavabe s ngozabe ren?mety marary foana ve?
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 03/02/2015 19:37

iriantso15

mirananirina
Rehefa tena ao anatiny fahafinaretana izany dia tsy maheno marary na kely aza. Fa raha toa kosa ny lehilahy ka Mahery fihetsika mety marary ihany.
mrc mirananirina?
de aoana zany le lavabe s ngozabe ren?mety marary foana ve?

Mbola tsy sendra ireny ngozabe ireny aho aloha e...fa asa re raha misy fihetsika hafa ohatra avy ao aoriana mety marary ihany an.
Valio | Miverina eny ambony
iriantso15 - 06/02/2015 11:02

mrc mirananirina.mahafinaritr ana oa n miresaka amnao e?otran mba te hihaona @nao aho .mety ve?hi3
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 06/02/2015 12:14
Mirana a, afaka maka popcorn sy voanjo ary sezakely ve zà sa tsia ? hahahahahahahahaha .
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 07/02/2015 17:35
misy raha la terre, rehefa lehibe dia manaova sipa dia anontanio izy e!!! mmhhhhh
Valio | Miverina eny ambony
shala - 08/02/2015 12:07

iriantso15
slt daolo o?
mba valio ity ry zareo andriam_bavi-lanitra fanaja o.
zafady fa mba liana te hahalala fa ts maafantatra.
rehefa manao rs ve n vaiavy de mahatsapa marary kely sady mahafinaritra sa mahafinaritr tanteraka? sa ararakaraka n filahiana? reefa tena exiter tsara.

Ny marina rehetra ony tsy filaza e!
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 >