Nisy "culture"-na vato ve tamin'ny Malagasy? Ny vazaha angamba no nitondra azy. Tsy mbola henoko mihitsy hoe nitrandraka vato sarobidy ny Malagasy taloha... sa ve we zah no tsy maharaka?
Tadidio tsara fa tsy vato ny Vakana a ! Richard Razafindrakoto no tena nahalala ny momba izany ! Mitahia izy fa efa lasan-ko razana ! Fa tena kolotsaina tsy hita pesipesenina io !