hatao PM hono

1. bazylou ( 17/12/2014 16:48)
i le8. Izay hono no handehanan'i rajao any amin'i lery. Asa aloha an......

beurrk
2. rabaradaka ( 22/12/2014 06:58)
o ry dadatoa bazylou a efa hifarana ny taona fa mba matotra amin'izay e ! ny PM eo dia vehivavy. Anjaranareo no mamantatra
3. mpisotrtoaka ( 16/01/2015 06:36)
Diso kajy indray Rabaradaka tamin'ity indray mitoraka ity ! Solabe no ao a !
4. hafahafa ( 16/01/2015 08:12)

mpisotrtoaka:

Diso kajy indray Rabaradaka tamin'ity indray mitoraka ity ! Solabe no ao a !

Ko so de sarimbavy le aza a!
5. mpisotrtoaka ( 26/01/2015 05:45)
hahahaha !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.169