ny lolo

1. salomo ( 08/12/2014 16:57)
Tena misy tokoa ve izany lolo sy vazimba any Mada? Manao ahoana ny endriny?? :)
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:33
2. sahia ( 26/01/2015 07:52)
misy HONO eeeeee

salomo:

Tena misy tokoa ve izany lolo sy vazimba any Mada? Manao ahoana ny endriny?? :)
3. tiris8786 ( 04/08/2015 16:33)
ny vazimba mety terme ampiasaina karazana olona taloha fa asa na mbola mitohy ny taranaka na tsia. Ny lolo kosa dia azo lazaina hoe misy angamba na aiza na aiza fa samy manana ny fiantsoany azy fotsiny. angaha moa dia misy mahalala ny endriny fa rehefa sendra azy ianao lazao hoe manao ahoana raha tsy mangovitra ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4987