Hira tsotra indrindra raha hianatra gitara

1. sitlo ( 08/12/2014 14:06)
Ity no hira hitako fa mora arahana indrindra sady tsy maninona raha mandiso raha hianatra gitara.
[center][/center]

[center][/center]
novalian'i sitlo ny 17/12/2014 04:30
2. 5laody ( 11/12/2014 11:57)

sitlo:

Ity no hira hitako fa mora arahana indrindra sady tsy maninona raha mandiso raha hianatra gitara.
[center][/center]

[center][/center]


Salama Ra Sitlo,

Misaotra fa tena mora ianarana tokoa ilay izy. (Saingy tsy mbola mety amiko ilay sady mihira no mitendry fa mifanipaka foana ny tempo.)
Raha mba misy afaka mametraka hira tsosotra amin'ny teny gasy koa dia raisina antan-droa.
3. sitlo ( 17/12/2014 04:30)
Ataovy toy ny sokina ka mitovy loko amin'ny tany lalovany e. Ny ahy izay no hitako haingana kokoa noho ny mitady ny tsy hita.
Sady ny tena nampalaza an'io hira io dia izy mora ovaina kely ny tonony, dia ataovy teny gasy :)

Hitako tao an-tokotany i Doda Doda...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1894