Karatra fikiky

1. miarana ( 26/11/2014 08:27)
Mitondra aretina ny mikiky ny karatra fikiky amin'ny hoho toy ny fahana na ny karatra misy loka miafina...

Misy afaka manamarina izany ve isika ?
novalian'i bichette ny 08/12/2014 16:21
2. endriny ( 26/11/2014 08:43)
Plomb na firaka miaro manjarano mantsy no tena anamboarana an'ireny, ka raha sendra voatelinao angamba ilay vovony vao mankarary. Io moa tsy hoe mankarary be ahoana fa rehefa be loatra ilay firaka any anatianao dia miteraka hemoragie eo amin'ny avokavoka, na mahatara ny fiasan'ny saina, dia mampalemy hozatra
3. bichette ( 08/12/2014 16:21)
ie, lazaina tokoa fa tsy tsara mihitsy. Ireo olona abonné amin'ny magasin "Yves rocher" aty andafy izany dia confronter amin'io foana satria isaky ny volana dia mahazo karatra foana, ary tsy hoe zavatra iray no kikisana fa misy 2 na 3 :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3688