Miraharaha sy mamonjy Jeso / Tsy mandraharaha Jeso

21. ombelline ( 21/11/2014 14:18)
Izaho manao pyjama lava tanana sy lava tongotra ka na ifandroritanareo eo aza ny lamba tsy mangatsiaka aho ka :-P
22. gasy1zay ( 21/11/2014 14:39)
Ny fahitako anao ry rhaj0 dia ohatrany olona miezaka ny mandresy lahatra tena hoe tena TSY izy na TSY marina ny voalazan'ity Baiboly ity satria tsy kapoakanao ilay hoe tsy mahazo manao izay tiana intsony raha tsy zany dia lasa any @ helo dia izay no mahatonga anao ohatrany mandrirotra bodofotsy ohatranio, te hiala @ ilay mi-culpabiliser ianao satria tena mety mamy be le manao fiaianana ao Québec ao :D

P.S: intérpretation-ko io fa raha diso dia hialako tsiny
23. rhaj0 ( 21/11/2014 15:05)
Araka ny efa nolazaiko dia TSY ny handresy lahatra ana(re)o no (no)ezahiko atao eto... Ny fahitako sy fandraisako ny resaka no zaraiko. Raha misy resako anefa ka hoe (toa) "mitory" na koa "mandresy lahatra" ana(re)o fa "TSY izy ny Baiboly", dia ialako tsiny fa tsy izay no tanjoko.. TSY izy amiko ny resaka, fa rahefa mety amina(re)o ho'a dia mahasoava.

Fa ny souci-ko dia ny fitaizana ny Ankizy (ny zanako), ary dia mila mamahabaha izay zava-misy rehetra aho, na film na jeux video na internet na politika na ... Baiboly. Isaorana i Hery @ ity serasera ity fa eto aho afaka mahazo feedback hoe, ahoana tokoany ny fijerin'ny mpino (gasy), ary misy aminareo tena mpandalina an'io. (nandehandeha tatsy @ forum CNN-belief koa aho taloha... fa io azany izao nakaton-drizalahy.. izany no mbola isaorako an'i Hery). Fa ny resako eto, dia ... hiomanako ny hiresahako an-janako.

Ny fitaizako an-janako (na ezahiko atao) dia ny hilaza azy hoe : "how can I help you?", ka rahefa tonga ny fotoana ka hanontany ahy izy, dia vonona aho.. na resaka filma na jeux video na politika na... baiboly.

Raha feheziko dia ... izaho dia TSY "mitory" ... hotr'anareo.

Na izany na tsy izany anefa, izao izao aho dia lasa hotry ny te-"hitory" tokoany ... ho an'ny Ankizy (fa tsy anareo lehibe ireo). Satria hotry ny raisiko ho zanako daholo koa ny Ankizy rehetra... reflexe-na mpampianatra ato amiko ve ? sa manana fon'olona fotsiny aho ? sa ...
24. gasy1zay ( 21/11/2014 15:19)

rhaj0:

rhaj0 >
Tsy azonao ngamba ilay nosoratako, fahitako azy hoy aho dia ianao miezaka mandresy lahatra ny tenanao hoe tena marina ny eritreritrao sy ny "inspiration" nao ka mitady "petite bête" hanamarinanao ny fomba fijerinao

Marina tokoa fa tsy mitory ianao satria raha ny filazanao dia mbola tsy nisy tena mbola naharesy lahatra anao ( araky ny filazanao) hatreto, matoa misy mitory dia na efa resy lahatra izy hoe tena marina ny zavatra toriany na misy efa tetika ( bibidia mitafy zanak'ondry) ambadiky ny fitoriana ( hakana vola, hakana voninahitra, hanakorontana ny sain'ny olona efa mino, hamitahina olona handray fampianarana diso mety hitondra azy any @ helo).
25. rhaj0 ( 21/11/2014 15:53)
Raha azoko izany ny tianao lazaina dia hoe, ny demarche intellectuelle ataoko dia manana prejugE (na opinion) aho, dia hoe, ny alehako eto dia ny hanamarinana izay prejugE na opinion-ko izay ?

Tsy takatro na tsapaKO tsara izany anefa aloha... Fa mety ho marina ny anao izany raha izay no fivoakany, araky ny ahitaNAO azy eto..
26. bor2lais ( 21/11/2014 17:46)
rhaj0:

Amiko aloha izy ity dia sahala @ mamaky boky na mijery filma rehetra ihany e...

:-)
27. rhaj0 ( 21/11/2014 18:08)
:-) ya ya... fantatro fa raha vao manao fampitaha ny Baiboly, na n'inon'inona mikasika ny Finoana Kristiana aho, dia hihoraka daholo ny puristes rehetra ... asa raha afaky ny hi-kopy nareo hoe, tsy takatray anie ny lojikanareo ao, ary dia mila zavatra tsotsotra iainana andavanandro mba atao fampitaha zahay, vao ahatakatra ny ... lojikanareo (manidinabe any an-danitra io)
28. bor2lais ( 22/11/2014 11:39)
rhaj0:

... asa raha afaky ny hi-kopy nareo hoe, tsy takatray anie ny lojikanareo ao

Mety ho izay ... nefa koa mety ao koa ny finiavana tsy te-hanakatra ... :-)
rhaj0:

ary dia mila zavatra tsotsotra iainana andavanandro mba atao fampitaha zahay, vao ahatakatra ny ... lojikanareo (manidinabe any an-danitra io)

Tahaka ny olona (efa 20 taona mahery) te-hijanona ho (tahaka ny) zaza (6 taona) mandrakariva tsy te-hitombo hany ka ny "ronono" nahazatra hatrany no tadiavina fa tsy mila "ventin-kanina" hafa ! :-)
29. rhaj0 ( 22/11/2014 14:03)
[size=8]Iiiieee.... dia rahefa tsy ahilika ilay olona, dia considerer-na sahala @ zazakely.. ampiana insulte kely ny intelligence-ny... hi hi hi ... voninahitra anie anareo ihany, izay ilay izy moa ?...[/size]
30. ombelline ( 23/11/2014 17:09)
bor2lais:

Mety ho izay ... nefa koa mety ao koa ny finiavana tsy te-hanakatra ... :-)

Misy fahamarinany be dia be ...

hoy Paulo Coelho "Ne perdez pas votre temps avec des explications, les gens entendent ce qu'ils ont envie d'entendre"

;)
31. rhaj0 ( 23/11/2014 20:27)
bor2lais:
Mety ho izay ... nefa koa mety ao koa ny finiavana tsy te-hanakatra ... :-)

ilay mitady fampitaha mba "hanakarana" ilay lojika manidina be (any an-danitra) ve midika "finiavana" sa... ?

Sa n'inon'inona atao, rahefa "tsy mandray" ilay izy (araka ilay lojika), dia tonga "tsy izy" fotisny e... (hotry ny hoe tena tsy lojika mihintsy raha "tsy voaray" ilay resaka...)
32. bor2lais ( 24/11/2014 08:24)
ombelline:

hoy Paulo Coelho "Ne perdez pas votre temps avec des explications, les gens entendent ce qu'ils ont envie d'entendre"

Mba gravy koa ny ataon'i "Le Zan" zany a ! Dia n'inona tokoa lazainao an'i "Le Zan" dia toa hiteny foana izy hoe "Tsy kapôkany 'Zan..." e !
:-)
[size=8]Tanjemo tapa-tsinay na tezitsa eo a ! :-)[/size]
33. ombelline ( 24/11/2014 10:25)

"Le Zan" kosa tsinona indraindray mi -exazy e
34. rhaj0 ( 24/11/2014 11:12)
Ka raha miverina @ lohahevitra izany dia, ny valiny dia, "tsy mandraharaha i Jesoa" ?
(ny raha ny @ "Le Zan" na @ zavatra hafa...)
35. bor2lais ( 24/11/2014 13:34)
rhaj0:

Ka raha miverina @ lohahevitra izany dia, ny valiny dia, "tsy mandraharaha i Jesoa" ?
(ny raha ny @ "Le Zan" na @ zavatra hafa...)

Raha ny fahazoako ny fanazavana nataon'ny tompon'ny lohateny dia arakaraky "Le Zan" ihany io a ! Ny an'i "Le Zandedie" izao hafa mihitsy ! :-)
36. rhaj0 ( 24/11/2014 14:06)
Ny ahy izao ny mahaliana ahy, tiako hanontaniana an'i Zandedie, raha eto izy, dia hoe, "tena miraharaha" @ ahoana tokoany moa izany i Jesoa, ohatra @ ity fifanakalozana ifanaovana eto ity..

Dia aleo mihintsy mba terre-a-terre, ary dia ity ataontsika eto izao mihintsy no jerena fa tsy izay situation hypothetique any rehetra any. Satria raha ohatra ka izay situation hypothetique any rehetra any no tianareo dinihina, dia tena aleo azany mieritreritra situation reelle.. ohatra hoe Ebola..

Ka tena "tsy mandraharaha ve i Jesoa" sa ahoana marina e ???

37. bor2lais ( 24/11/2014 14:37)
rhaj0:

Ny ahy izao ny mahaliana ahy, tiako hanontaniana an'i Zandedie, raha eto izy, dia hoe, "tena miraharaha" @ ahoana tokoany moa izany i Jesoa, ohatra @ ity fifanakalozana ifanaovana eto ity..

O boy ... :-)
38. rhaj0 ( 24/11/2014 20:38)
Ka taorian'ny valala dia io voan'ny Pesta io indray azany ny Gasy izao e... Ka ahoana :
"tsy mandraharaha ve i Jesoa" ??
39. bor2lais ( 25/11/2014 08:14)
rhaj0:

Ka taorian'ny valala dia io voan'ny Pesta io indray azany ny Gasy izao e... Ka ahoana :
"tsy mandraharaha ve i Jesoa" ??

Rehefa manaraka ny resakao eto dia maha te-hametraka fanontaniana hoe :
"F'angaha tsy vitan'ny siansa samy irery indray ny mamaha izany ?" :-)

Efa tsara ihany aloha raha mahalala mitodika Aminy rehefa tapi-dalan-kaleha ! ;-)

Saingy ny antony itodihana Aminy indray no mbola tsy fantatra (hila vonjy ve sa hanome tsiny ... ?)

tefigasy:

... tsy ny mitondra ny fahasahiranan'ny olona iray eo amin'ny Tompo no voalohany, fa ny mitondra io olona io ho lasa mpianatry ny Tompo aloha, ho tonga zanaka ...

[size=8] Sa no-zape-ndramose (mpampianatra) satria tsy ao @ kapôkany ? [/size]:-)
40. rhaj0 ( 25/11/2014 11:33)
tefigasy:
... tsy ny mitondra ny fahasahiranan'ny olona iray eo amin'ny Tompo no voalohany, fa ny mitondra io olona io ho lasa mpianatry ny Tompo aloha, ho tonga zanaka ...

Akanga aloha, fa raha ny tantara nentinao tam-boalohany dia :
- t@ "tafio-drivotra" dia tonga nanampy (ny mpianany) tsy nanontaniana i Jesoa
- t@ "lany divay" indray dia nanontanian-dreniny i Jesoa fa tsy nanampy (fa mbola tsy lerany angamba izany tsinona)

Dia hoz'ianao Tefigasy hoe, ny mba ahalasa ho mpianany io olona io no tanjon'i Jesoa t@ ireo seho ireo ? sa iza no hors-sujet ?

[size=9]indraidray ho'a nareo dia, raha ny fahitako azy, dia hotry ny ireny olona surmene ireny e... migenongenona incoherent ao... dia mamerimberina formule tsisy ifandraisany @ resaka eo... Dia ny sasany moa manatavy resaka an-jorony koa fa tsy ny foto-dresaka no zohina... dia oye-oye na amen no ataony[/size]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5221