SOSOKEVITRA

1. mpisotrtoaka ( 13/11/2014 15:44)
Aiza ny toerana tokony hametrahana sombin-tantara ato !? Toy ny toerana voatokana hoe tononkalo e ?
2. hery ( 14/11/2014 07:30)
Ny tononkalo ao Amin'ny http://vetso.serasera.org
3. hery ( 14/11/2014 08:06)
Be be mpangataka ihany ilay site misy tononkalo fa angamba hanamboatra ihany am farany.
4. mpisotrtoaka ( 20/11/2014 14:30)
Misaotra ! Manantena valiny mahafapo amle toerana asiana ny sombintatara e ! Sombintatara fa tsy tononkalo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842