Misy lehilahy efa manambady ara-dalàna nefa manan...

1. estell ( 04/11/2014 12:00)
Misy lehilahy efa manambady ara-dalàna nefa manan-janaka ivelan'ny tokantranony (tsy manambady ilay vehivavy sipany). 8 taona ilay zaza @zao ary tiany hatsangana ara-panjakana. Azony atao ve izany ary inona no dingana harahany, iza sy aiza ny tomponandraikitra tokony hatonony ? Tsy maintsy ampahafantariny ilay vadiny ve ny fisian'io zaza ivelan'ny tokantrano io ? Misaotra tompoko.
novalian'i Strong3 ny 12/02/2015 11:33
2. mirananirina ( 18/11/2014 18:52)
Tsy haiko aloha ny lalana, fa mahafantatra olona maromaro aho manambady, nefa miteraka any @ sisiny fa zanahany ilay zaza. Mbola tsy nisy olana, fa asa re.
3. sahia ( 18/12/2014 12:08)
tong dia mibaribary b oe ADULTERE ange izany e, rah ilay tompom-bady ara-dalan no mitory amin'izany dia tsis afa maina izy roa ireo dia ilay rangah sy ilay sipany. Miakina amin'ilay tena vady mariazy sy ny zanany ara-dalan sisa ngamba izany an

mirananirina:

Tsy haiko aloha ny lalana, fa mahafantatra olona maromaro aho manambady, nefa miteraka any @ sisiny fa zanahany ilay zaza. Mbola tsy nisy olana, fa asa re.
4. Strong3 ( 12/02/2015 11:33)
araka ny lalana dia adultere izany!
ie maraina izany, mahazo toriana ilay vhv niterahany nefa manaraka koa ilay lhl vadinao.

___ tsy dia izay angamba ilay tian'ny tompon'ny sujet resahina.

1/ tsy maintsy ampahafatarina ilay tompom-bady ny fisian'io zaza io
2/ manao taratasy (lettre de consetement) ilay tena vady avy eo fa manaiky ny fisian'io zaza io, ary ny hananganana ilay zaza
3/ makany amin'ny fitsarana ; sampandraharaha momban'ny fanangananjaza
4/ manaiky koa ilay reniny aty ivelany.

mino za fa misy torohevitra betsaka rehefa tonga eny ianareo. fa ireo aloha no tena votoatin-dresaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1476