Ny halatr'olona eto Madagasikara sy ny fitsaboana

1. endriny ( 31/10/2014 06:19)
Mandeha dia mandeha ny resaka ankehitriny, fa maro ireo vahiny avy amin'ny nosy manodidina hitantsika mitsidika sy mitsabo tena amin'ny hopitalim-bahoaka sasany eto Madagasikara...

Sanatria ve ratsy ny fitsaboana any amin'izy ireo ka aty indray ry zareo no mitsabo tena?

Etsy an-daniny mitombo izay tsy izy ny olona sy ny zaza tsy hita ary mahoraka ny ny fakana taova.

Misy ifandraisany ve ireo?
novalian'i endriny ny 28/11/2014 09:22
2. endriny ( 03/11/2014 14:52)
Soa aloha zalahy fa mbola misy mpitsabo antra olona eto amintsika, fa raha ny mpitsabo rehetra no manao io asa io, dia angamba efa asa fotsiny...
3. endriny ( 28/11/2014 09:22)
Tandremo ny ankizy fa mirongatra ny hala-jaza amin'izao ankatoky ny faran'ny taona izao. Misy mpanakarena tsy te ho faty aloha'ny faran'ny taona e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1441