Karana mpisoloky, sy mpanao vola sandoka manara-penitra - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Karana mpisoloky, sy mpanao vola sandoka manara-penitra

Lohahevitra : Toekarena
Fitohizan'ny hafatra : Karana mpisoloky, sy mpanao vola sandoka manara-penitra
Valiny : 1
endriny - 31/10/2014 07:15
Misy karana mpisoloky sy mpanao vola sandoka, mpiara-miambon'antoka amin'ny olona mpitondra, nisoloky fifanarahana ara-barotra teo amin'i Cocacola sy Ramanandraibe. Vokany voatery namidy ny antsasaky ny gropy Ramanandraibe mba anefana ny sazy miandry azy. Ilay karana koa dia miriaria manohy ny fisolkiana manara-penitra ihany...

Mampalahelo rehefa Gasy e, aza mba Gasy ihany
Valio | Miverina eny ambony
endriny - 05/02/2015 18:50
Hahahaha, dia nisy Malagasy mpiasana Karana nirahina nividy zavatra tao amin'ny Duty Free tamin'ny 2.000 Euros sandoka...
Valio | Miverina eny ambony