Mba vakio hatramin'ny farany azafady indrindra tompoko

1. toriteny ( 30/10/2014 10:22)
Faly miserasera amintsika indray. Ito misy tantara tiako zaraina amintsika eto.

Nisy mpivady efa lehibe naniry mafy ny hana-janaka. Nafoin'izy ireo avokoa ny entana sy ny fananany nitadiavam-bahaolana mba hananay zaza fa tsy nisy vokany. Nandeha nipenopenona tany amin'ny mpitsabo nentim-paharazana fa tsy mbola nitoe-jaza ihany ramatoa ary dia efa nampihonon-tena izy mivady fa tsy hisy solofo sy fara handimby. Dia nisy nanoro izy mivady hoe andramo ihany izao Andriamanitra izao fa mahavita fahagagana lehibe hono Izey izao.

Dia nivavaka izy mivady ary tena nataony tamin'ny fony tokoa. Ary dia nomen'Andriamanitra zazalahy izy mivady ka ny anarany nataony hoe Tolotra satria tolotr'Andriamanitra hono.

nandeha ny fotoana, nandeha ny volana ary dia nitombo fahendrena i Tolotra ary amin'ny maha zanaka tokana azy dia notandreman'ny RAd fatratra: tsy navelany nilalao tamin'ny ankizy fa sao dia tapaka hono na sanatria maty.

Tonga ny Ebola tany Afrika dia nivarahovitra ny mpiray firenena tamin'ny RADn'i Tolotra satria raha tonga eo amin'ilay tananany tokoa izany dia hirongatra be ka tsy maintsy i Tolotra sy ny ankizy no voa voalohany satria marefo. Dia nivavaka tamin'Andriamanitra indray izy ny mba tsy hidiran'izany aretina izany teo amin'ny taniny.

Re anefa fa nisy olona 1 voa an'io aretina io tao Antananarivo. Ary na dia mipetraka ivelan'Antananarivo aza izy mivady dia nanapa-kevitra fa tsy havoaka ao an-trano intsony i Tolotra mba tsy hahazoany ilay aretina: tsy nahazo nianatra, tsy nahazo nilalao fa raha mivoaka aza ny rainy mitady vola dia tsy maintsy mandro amin'ny savony sy manao madio tsara vao afaka miakatra any ambony any amin'izy mianaka. Ny olona tsy nahazo niditra tao an-tokotany intsony na ireo havana aza.

Dia nihaino radio isan'andro ary tamin'izany no nahalalany fa mihamanantona azy ireo ilay aretina. nanomboka tsy nivoaka ny trano ihany koa ny dadany fa nijanona tao amin'izy 3 mianaka. Torak'hovitra izy 3 mianaka kely taty aoriana rehefa nahare fa maty noho io aretina io ny zanaky ry zareo etsy avaratra ary herinandro taorian'izay dia narary sy maty tsirairay avokoa ny ankizikely sy ny lehibe teo an-tanàna. 1 volana taty aoriana, narary ihany koa ny maman'i Tolotra ka voatery naiditra hopitaly haingana any Antananarivo.

Tapitra voa ny ankizy tao an-tanana nefa ny zavatra tsikaritra i Tolotra tsy mba naninona na dia niandry ny mamany tany amin'ny hopitaly, teo anivon'ny marary maro be aza.

ary dia noentina nosavaina ny ràny fa mino ny mpitsabo fa hita ao amin'ny ràn'i Tolotra ny vakisiny sy ny fanafody fanefitry ny Ebola. Vita ny analyse rehetra ary nampiatso an'i Tolotra sy ny Rainy ny mpitsabo.

TENA AO ANATIN'NY RANY TOKOA NY FANAFODY mahasitrana olona an-tapitrisany. Avotra isiaka, hita ny fanafody hiadiana ny Ebola, tsy hisy olona ho fatin'io aretina ireo intsony.

Nefa, hoy ilay mpijabo sady nanjombona, mba hamonjena ireo olona maro be marary ireo dia tsy maintsy ritraina hatramin'ny dernière goutte ny ràn'i tolotra.
Tsy maintsy ho faty izany i Tolotra

Sanganeina ny rainy satria mba hamonjena olona an-tapitrisa sy ny renin'i Tolotra dia tsy maintsy hafoiny ilay olona tiany indrindra, ilay zanany tsy foiny, ilay nangatahany am-bavaka efa ela b izay, ilay efa niandrasany firy taona izay, ilay nokolokoloina fatratra sy notandremana mba tsy hisy haninona azy, ilay nokolokoloina sy narovana mba tsy ho faty, tsy maintsy hafoy ankehitriny. Fa tolefika rainy nitomany. Za raisina Tompo fa aza ny zanako, ilay zanaka tokako , tsy foiko. Tsy mety hoy ny dokotera fa tsy maintsy i Tolotra

Tsy maninona izany hoy Tolotra, aza mitomany dada fa sitrako ny hamonjena an'i neny sy ny olona voan'io aretina io. Andao dokotera a! Alaivo ny rako fa vonona aho ny hanolotra ny rako. Dia izay no nahavonjy an'i mamany sy ny olona rehetra voan'ny Ebola hatrany am-pitandranomasina, noho ny rà sy ny sacrificen'i Tolotra

Torak'izany ihany koa, malala eo imason'Andriamanitra i Jesosy, tena tiany, malalany, tsy foiny. Nefa tiany kokoa ianao ka nanaiky ny Tompo HATRAMIN'NY FARANY hamonjena anao mamaky io; ho avelanao ho latsaka amin'ny tany ve izany ràny izany? Havelanao ho fatifaty foana ve Izy?

Aza avela matimaty foana re Izy e, manantona eo Aminy, heriterereto hoe eo mihitsy Jesosy dia miankohofa eo an-tongony ianao dia teneno hoe tsy mendrika aho Tompo, efa nanao izay ratsy indrindra teo imasonao aho nefa noho ny Zanakao dia indro aho manolo-tena ho Anao. teneno daholo izay fahotana mety vitanao (efa nampirafy aho, efa nanompo sampy aho, efa nangalatra sy nandainga aho, sns) nefa fantako ianao fa mahay manova ahy, fantako ianao fa mahay manome ahy fiainana. Koa inty aho, diovy aho, omeo fo vaovao aho , arotsay amiko ny Fanahy Masinao fa mino ny fiasanao aho. Amen

Ho hitanao fa hahita sy hiaona amin'Andriamanitra ianao
novalian'i goms ny 09/04/2015 18:29
2. hafahafa ( 30/10/2014 12:38)

toriteny:

Miarahaba namana!
Misotra fa mafinaritra le izy e!
Izany no mahatsara any le fampantsiahivana fona satri de matetika tokoa no entiny zavamisy lasa routine be fotsiny le fianana, hadino lay mpamorina, hadino lay manome ny ora sy segondra izay mbola ivelomana eto an-tany; ka ra sendra mba mamaky otran'izao de tena tonga saina tokoa.
3. josiah ( 31/10/2014 03:12)
Misaotra fa tena nahatonga saina ahy mihits ilay izy.
4. endriny ( 31/10/2014 05:32)

Angano angano, arira arira, tsy izaho no nandainga fa ny mpilaza

Toa laza masaka tian-kateza ny tantaranao, mbola tsy hitako teto Madagasikara izany Ebola izany aloha hatreto...

Fa raha angano no atao hoe finoana dia marina io...

Raha olona mbola tsy naheno vaovao hatramin'izay niainany dia na ilay Ebola aza ataony ho anaran-jaza, moa raha olona eto amin'ny ity sehatra ity no anao tantara toa izao dia mba maha gaga ihany
5. hafahafa ( 31/10/2014 06:40)

endriny:

Raha ny fahafantarako azy dia fisintonantsaina ny any Toriteny fa tsy de oe tena nisy teto le Ebola akory.
Rehefa te hampita zavatra enao de miezaka ny manao ohatra na iany koa mamorina mba atakarany olona any lay zavatra tiana oampitaina.
6. toriteny ( 31/10/2014 07:29)
endriny:
Angano angano, arira arira, tsy izaho no nandainga fa ny mpilaza
Toa laza masaka tian-kateza ny tantaranao, mbola tsy hitako teto Madagasikara izany Ebola izany aloha hatreto...
Fa raha angano no atao hoe finoana dia marina io...

Raha olona mbola tsy naheno vaovao hatramin'izay niainany dia na ilay Ebola aza ataony ho anaran-jaza, moa raha olona eto amin'ny ity sehatra ity no anao tantara toa izao dia mba maha gaga ihany

Tsy manao afa-tsy ny mianatra ny nataon'ny Tompoko aho. Manao fananarana (parabole) miainga amin'ny fianan'ny olona sy ny fantatry ny olona hitoriana ny filazan-tsara sy ny Fanjakan'Andriamanitra.
7. rhaj0 ( 31/10/2014 14:20)
Raha ny fahazaoko azy izany, dia ni-sacrifier ny tenany (hono) Izy noho ny fitiavana lehibe. Mendri-piderana izany. Ka noho izany, dia tsy azo hadino mandrakizay izany. Toatoan'ny @ izao andro 1 novambra izao, ka hoe, tsy azo hadino mandrakizay ireo "ni-sacrifier ny tenany" ho an'ny tanindrazana.

Fa mbola lasa lavitra na lalina koakoa: mahatsapa "izay voavonjiNY" fa manana "trosabe" tsy ho voaloa mandra-pahafaty, ka dia tsy hoe "tsy manadino" fotsiny no tokony atao, fa tena "midera" sy "miankohoka" @ izay... iankohofana ao... isan'andro mihiratra raha mbola azo atao ihany..

Izay ve izany no tianao ampitaina ?
8. toriteny ( 31/10/2014 15:28)
rhaj0:

Toatoan'ny @ izao andro 1 novambra izao, ka hoe, tsy azo hadino mandrakizay ireo "ni-sacrifier ny tenany" ho an'ny tanindrazana.
izany ve no hanamarinanao tena handehanana hanatitra voninkazo eny amin'ny fasana rehefa 1 Nov? Satria Jesosy aza namoy ny ainy tsaroana foana?

1)jesosy tsy mitovy amin'ny n'importe qui. fa na ny mamako aza no maty, na ny zanako (izay important kokoa AMIKO noho ny Ravoangy sy Rabemananjara: ianao ve rehefa aty Mada manatitra voninkazo amin'ny fasan'ny mahery fo rehetra? ) tsy ho hitanao hanatitra voninkazo eny amin'ny fasan'ny mamako sy ny zanako izany aho amin'ny 2 Novembre rehefa maty izy ireo. Satria fametavetana eo imason'Andriamanitra izany
2) Ny kristianina martiora noho ny anaran'ny Tompo sy ny finoany ihany no mahazo sitraka fa ho an'ny olon-tsotra maty ho an'ny tanindrazany tsisy milaza vazlim-pitia omena azy mihitsy ny Tompo.
3)Ny valimp-pitian'ny kristianina maty noho ny Tompo dia ny Tompo no manome azy fa tsy anjaranao ny manome ny valim-pitiany ka hihira hoe hoe "Victoire Rasoamanarivo anie,..."

rhaj0:

Fa mbola lasa lavitra na lalina koakoa: mahatsapa "izay voavonjiNY" fa manana "trosabe" tsy ho voaloa mandra-pahafaty, ka dia tsy hoe "tsy manadino" fotsiny no tokony atao, fa tena "midera" sy "miankohoka" @ izay... iankohofana ao... isan'andro mihiratra raha mbola azo atao ihany..Izay ve izany no tianao ampitaina ?

Hoe forcer na fotsiny ve ny kristianina hiankohoka satria reconnaissant? Raha omeko 1 milliards izao dia izao ve ianao dia forcé na hisaotra ahy fa ny ao am-ponao tsy te hisaotra akory fa tezitra dia miatsara velatsy ivelany fotsiny? Sa hitomany fifaliana ianao, hikiakiaka sy hibitaka? Dia hisaotra amin'ny fonao ? Dia tadidio fa mbola avo eny mihoatra izany ny fifalian'ny kristianina voavonjy

9. rhaj0 ( 31/10/2014 18:34)
[size=8]"toatoa" ... manao fampitaha (comparaison) fotsiny aho... hanamora ny fanazavana... fa ny anao moa, hotry ny tsy azo kitihina/resahina sy tsy azo anaovana comparaison mihintsy ny anao ao izao ka dia ... tsisy resaka vanona azo atao..[/size]
10. toriteny ( 01/11/2014 05:18)
Rhaj0>>>Ka fampitahana tsara atao rehefa hanao fampitahana ihany ianao fa manjary lasa manome vahana ilay fanaterana voninkazo ny 01 novembre ny fanoharana ataonao anie e.
11. rhaj0 ( 01/11/2014 15:05)
Ka ny fampitaha dia ny mba azahoan'ny hafa ny resaka. Tsy voatery mifandraika 100% @ izay idealinao ao, fa misy fitovizana izay mampamora ny fahazoana resaka sarotra.

Ny anao izao ohatra io fampitahana @ Ebola io dia tena .... mandiso ny Siansa mihintsy... fa tsisy mitsongoloka anao @ izany moa fa izay tsinona izany no takatrao...
12. endriny ( 02/11/2014 05:04)

toriteny:

Tsy manao afa-tsy ny mianatra ny nataon'ny Tompoko aho. Manao fananarana (parabole) miainga amin'ny fianan'ny olona sy ny fantatry ny olona hitoriana ny filazan-tsara sy ny Fanjakan'Andriamanitra.

Hafatra sy anatra mifotra amin'ny tantara lainga ny anao koa zovy ny hinaino na hino anao?
13. booboo ( 02/11/2014 19:17)
Toriteny a, mba halalinina tsara ihany na izany aza izay tantara iaingana fa tena be loatra ireo raha diso @ ilay izy an ! Raha raisiko fotsiny @ resaka fitaizana io, @ maha reny ahy fotsiny ohatra, tena efa niantsoako 119 ianao :-D :-D :-D ( n° de tél resaka maltraitance n'ny ankizy io :-D ), sa ve tsy ilaina koa izany toy ny fanaovana deuil @ fomba samy hafa satria hoe manimbazimba an'Atra, ny mpiray foko @ Jesoa ara raha tsy diso aho manana ny fombafombany koa sa Jesoa tsy manaraka fombafomba moa ? Ilay clavier moa tsy afaka avidika im-pito rehefa hanoratra...
14. goms ( 09/04/2015 18:10)
Fahazoan- dahatsoratra, iza amin' ireto no tian' ny mpanoratra ho lazaina,
Nandefitra ny Ebolan' i Tompo i Tolotra
Tolotra avy amin' ny Tompo ny fanefitra ny Ebola
Tompo sy Tolotra nifandefitra noho ny Ebola
Tolotra fanefitry ny Ebola avy amin' ny Tompo
15. goms ( 09/04/2015 18:11)
Fahazoan- dahatsoratra, iza amin' ireto no tian' ny mpanoratra ho lazaina,
Nandefitra ny Ebolan' i Tompo i Tolotra
Tolotra avy amin' ny Tompo ny fanefitra ny Ebola
Tompo sy Tolotra nifandefitra noho ny Ebola
Tolotra fanefitry ny Ebola avy amin' ny Tompo
16. goms ( 09/04/2015 18:29)
NB:
Fahazoan- dahatsoratra, iza amin' ireto no tian' ny mpanoratra ho lazaina,
Nandefitra ny Ebolan' i Tompo i Tolotra
Tolotra avy amin' ny Tompo ny fanefitry ny Ebola.
Tompo sy Tolotra nifandefitra noho ny Ebola.
Tolotra fanefitry ny Ebola avy amin' ny Tompo.
Tompo sy Ebola nanao an' I Tolotra fanefitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5371