une équipe sataniste au sein d'un ministère

1. rabaradaka ( 29/10/2014 14:56)
Mba samy ratsy ekipa anaty ministera ny sasany fa ity ao amin'ny Rivo Rakotovao ao amin'ny ministère chargé de l’infrastructure et de l’équipement ity leretsy dia tena horreur : des sorcières comme directeur : une certaine Berthine, et ses consorts, des barbauds et des voyous, des satanistes, etc. Quel horreur ! beurk !
novalian'i sitlo ny 30/10/2014 22:41
2. sitlo ( 30/10/2014 22:41)
Ny fahitako azy aloha dia ny fitondrana mihitsy no nitarika ilay honohono amin'izay ny olona mirona any amin'ny resaka devoly sns ny eritreriny dia lasa mampidi-bola kokoa ny fiangonana.
Borosiana tsara mihitsy ny sain'ny olona hoe: aleo ho an'i Kaesara ny an'i Kaesara. Aza miditra amin'ny resaka fitondrana izany fa devoly izany, satanika...
Nefa avy eo kay naman'ny mpitondra ihany ny FFKM
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0908