Rava ny mouvance Ravalomanana

1. rabaradaka ( 25/10/2014 09:58)
Mazava ny resaka fa io tokoa ilay nolazaiko hoe hiditra HVM ireo olon-dRavalo toa an-dry Guy Rivo, Hanitra, Ravatomanga sy ny zanaky Dada sasany. Tena efa mazava izany.
Tadidiko mihitsy ny niorakorahanareo rehetra ahy teto hoe io indray rabaradaka fa miteniteny foana, izao izy mibaribary fa dia rava ny mouvance Ravalomanana. Tena tsy mena-mivadika leretsy ny olona, nefa ange ka samy olon-dehibe izao no nifanaiky e : Hanitra, Guy Rivo, Ravatomanga , Zanaky Dada, ilay ramatoa Eleonore député Ambohimanarina aza efa ela be no tsy mouvance intsony fa izy hono hiasa irery hampandroso ny faritra Ambohimanarina.
Izany no izy rehefa be saina loatra ry Ravalo a, alain'ny olona ny vola dia ialany ianao.
Aza hitako izany leretsy a
2. andrywui ( 26/10/2014 07:13)
Tena marina ve zany rabaradaka ?
Atovy serieux .....
3. rabaradaka ( 29/10/2014 14:46)
tena marina izany, i Hanitra sy Guy Rivo ange ka nanao sonia tamin'ireo député 109 nolazai'i Jaovato hoe manohana ny fitondrana e, nefa ny moouvance Ravalo efa nilaza hoe mpanohitra ! mafy ihany ity fitiavam-bola ity leretsy a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.626