ILAY FIANGONAN’I AVO INDRINDRA MANDRITRA NY FOTOANA HISIAN’IREO LOZA

1. Maranatha ( 23/10/2014 05:03)
Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao . Fa tsy foinao izay mitady Anao Jehovah o ! Mankalazà an’i Jehovah , izay mitoetra any Ziona . Ambarao any amin’ny firenena ny asany . Fa izay manadin-dra dia mahatsiaro ny ory .Tsy manadino ny fitarainany Izy . Salamo 9 : 10-12 . ARAHO ATO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1878