NYFIROTSAHAN'IREO LOZA VOALOHANY

1. Maranatha ( 20/10/2014 10:27)
Tsy ho ela itsony izao tontolo izao dia hilaozan’ilay anjelin’ny famindram-po , ary ireo loza fito farany dia harotsaka ….Ny faharetana sy ny famindram-pon’Andriamanitra dia tsy hiandry eo mandritra ny fotoana tsy manampetra . Ireo tànankodiaran’ny fahatezeran’Andriamanitra dia hilatsaka tsy ho ela intsony , ary rehefa manomboka manafay an’ireo mpandika lalàna Izy , dia tsy hisy fijanonany intsony izany hatramin’ny farany . Temoignages pour les Pasteurs pp 87 , 88 ARAHO ATO
novalian'i rhaj0 ny 20/10/2014 19:12
2. rhaj0 ( 20/10/2014 19:12)
Maranatha:
ary izay maloto , aoka mbola hihaloto ihany izy... Témoignages pour l’Eglige vol 1 p 32

Maranatha:
hibitaka ny ratsy fanahy mahita ny fahoriany... Hery Mifanandrina p 646


1- ireo "mihamaloto" no latsaka anaty "fahoriana" lehibe... izany o ?
2- ka "iza" azany ireo "ratsy fanahy" mibitaka ireo e ? Dia ho ireo samy anaty "fahoriana" ve no mibitaka fa "ory" toa azy ny namany ??

An an... dia hafahafaha e... hafahafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7646