Ny helo/Afobe

41. gasy1zay ( 30/10/2014 14:47)
rhaj0 > aleo ary ataoko hoe tsy azoko tsara ny position anao e, dia mba miangavy anao ary aho mba hanome valiny mazava ireto fanontaniana ireto :

tokony nitoriana teny daoly ve zany ny olombelona rehetra na kristianina na silamo na boudista na mpanompo samy na ireo razambentsika?

Araky ny eritreritrao ve zany dia mety nampiova ireo olona tsy nandre an'i Jesoa Kristy marobe ireo ny fandrenesany tenin'Andriamanitra?

42. rhaj0 ( 30/10/2014 15:09)

gasy1zay:
tokony nitoriana teny daoly ve zany ny olombelona rehetra na kristianina na silamo na boudista na mpanompo samy na ireo razambentsika?

Ny valin-teniko dia TSIA, "tsy tokony" na "tsy voatery"...
Ny tiako ampitaina dia "absurde" izany. Nefa moa izany no "lozika kristiana". Ary tsy hoe "absurde" fotsiny fa tena "manazinona" ny finoana/fivavahana hafa (io ho'a ilay egocentrisme giravibe - ny nombril-nao ihany no important)

gasy1zay:
Araky ny eritreritrao ve zany dia mety nampiova ireo olona tsy nandre an'i Jesoa Kristy marobe ireo ny fandrenesany tenin'Andriamanitra?

Ny valin-teniko dia "mety" na TSY "mety"... arakaraka.
Ny olona Athee anie dia ny efa "nandre" indrindra no "niala" e...
Ary ny olona amina finoana hafa... ahoana azany no "inoanao" fa hiala mora @ finoany izy? (io ho'a ilay egocentrisme giravibe - ny nombril-nao ihany no important)

43. gasy1zay ( 31/10/2014 14:27)

rhaj0:

Raha feheziko ireo valiteninao ireo dia ho tsapanao fa rariny ihany ny fitsaran'Andriamanitra araky ny finoan'ny Kristianina ny olona rehetra fa tsy misy égocentrisme mintsy, na ny mpino io na tsia satria Andriamanitra nanomana famonjena hoan'ny olona rehetra saingy misy ny tsy vonona ny handray, misy ny nahatoky Andriamaninkafa, misy ny efa nandre fa tsy mino, misy ny efa nino fa niverindalana, misy ny misalasala ( en phase de questionnement :) ) ary misy ny nandre dia nampiatra izany teo @ fiainany ary nahita fa tena mahery tokoa ilay Andriamanitra ka dia nitahiry ny finoany hatr@ farany.

Io farany io indraindray no miezaka mandresy lahatra ny hafa hoe :"oh ry zareo a, tena hitako ilay tena Andriamanitra fa avy atoroko anareo" fa indrisy fa vitsy no manaraka.
44. rhaj0 ( 31/10/2014 15:26)
Ilay hiran'i Bessa ve ry gasy1zay tsy mba manaitra anao ? Miantomboka @ hoe :
"Ny A.tra inoako..."

Izany hoe, misy ny "A.tra inoako", dia misy ny "A.tra inoanao"...

Efa resaka lavabe io, fa raha fitinina dia io ilay samy manana ny "axe de reference"-ny... Ka ny ao @ "axe de reference"-NAO ao dia .. "anao" (irery) ao re fa tsy hitan'ny hafa e... ary ny hafa tsy hiditra @ (pataloha tery) ao @ axe-NAO ao...
45. gasy1zay ( 31/10/2014 15:43)

Ny ahy ny hiran'i Fara Andriamamonjy no henoko tao @ RVM teo hoe :
"hitanao isan'andro aho
fantatrao fa very aho
nefa tsy nambaranao Jesoa"

Ambarako aminao izao Jesoa anio 31 Octobre 2014 ka anao ny safidy, tsy afaka hiteny hianao hoe tsy mbola nandre fa dia manaova safidy tsara izay no afaka ambara, ny Tompo anie hikitika ny fonao :)
46. rhaj0 ( 31/10/2014 16:37)
OK.. voaray ny hafatra; aza misahiran-tsaina na hotr'izany intsony raha ny amiko. Dia rahefa "kitihiNY" aho dia ho lazaiko anao eo...
47. endriny ( 02/11/2014 05:25)
dia ahoana izany ry Belle Jeux Boobs? mba milay koa io a, kanefa lazaina fa satana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5874