Tsy mahalala menatra intsony ny akaman'ny Mpitondra

1. rabaradaka ( 18/10/2014 11:39)
tsisy ankoatra an'i Voninahitsy Jean Eugène ve ny conseiller spécial an'i Hery Rajaonarimampianina fa dia tena afa-baraka mihitsyny fitondrana e ! Sa aleo izy hiteny fa zavatra efa ho rava ity
novalian'i sitlo ny 20/10/2014 18:58
2. sitlo ( 20/10/2014 18:58)
Ny eo amin'ny fitondrana napetrany rehetra mbola conseiller daholo ka. Fa saingy efa fantatra moa ireo fa tsy mena-mivadika izay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2271