hafatra ho an'ny kofboay mamono jôba: raha lehilahy ialahy de mitadiava kôfboay mitovy @ ialahy fa tsy ny jôba no anamparan'ialahy ny sanrin'ialahy. Mankeny @ tetezan'ny bekiraro fotsiny ialahy dia efa mahita kôfbôay afaka hifampitana @ ialahy!!!
Kôfboay psychopat na pelaka lety no manao an'izany a.
Tsy mety ny mikasi-tanana ny vehivavy saingy hitako hoe légitime défense kosa raha ny vehivavy no midaroka, manambana @ antsy, mively @ tabouret sns an !!! Tranga efa niainako ka dia novaliako soa amantsara ka tsy nahavita namerina intsony nanomboka t@ izay