hangataka mpihira

1. fitia2006 ( 13/10/2014 18:14)
mba iza azafady no mihira ilay hira hoe ''maraina zareo zany andro'' vehivavy anankiroa zay no mihira azy , ny hira iray ''ndao ndao ndao ndao maraina ny andro'', iray ihany no mihira ireo
misaotra mialoha


novalian'i andrywui ny 17/10/2014 00:48
2. hery ( 15/10/2014 11:04)
Misy miteny hoe MR Razafy hono... saingy tsy haiko hoe inona
3. andrywui ( 17/10/2014 00:44)

hery:

Misy miteny hoe MR Razafy hono... saingy tsy haiko hoe inona



Soa e bao e ...iny ve ? Landy iny
4. andrywui ( 17/10/2014 00:48)
Ity ??

Bao sy i Soa - Lisy sy Landy - kalon'ny fahiny : http://youtu.be/dKcxSlVmPeo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3007