Nohatsaraina kely koa ny takelaka tononkalo

1. hery ( 08/10/2014 13:54)
Raha sendra nandalo tao ianareo dia nahita fa novaina kely koa ny Takelaka tononkalo ao amin'ny http://vetso.serasera.org

Teneno ihany raha misy tsikera na soso-kevitra.

Marihina fa mahatratra 7000 latsaka kely ny tonokalo ao.
novalian'i hery ny 10/10/2014 14:52
2. 5laody ( 10/10/2014 14:47)
MAhafinaritra fa misaotra ny mpikarakara,

Ny hetaheta fotsiny angamba nefa tsy maika dia ny ahitana sokajy voarohy hoe tonokalo hatsikana na tononkalo mampiomehy :).

Mahazotoa รด
3. hery ( 10/10/2014 14:52)
Misy ao ka

http://vetso.serasera.org/vetso/tag/hatsikana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3829