Tena gravy i Boay kely raha hiresaka.(raha tsy misy miresaka aminy ao anaty casque)
Misy marina ny hoe tsy ilaina daholo ny zavatra ianarana any amin'ny sekoly mahazatra. Mila fiovana ary mila hoentimanana koa.
Ny asa ho ataon'ny ankizy amin'izao fotoana izao rehefa tonga amin'ny fotoana lehibe azy dia be dia be mihitsy no mbola hoforonina satria miankina amin'ireto fivoarana mihazakazaka be ireto. (Mety ho lasa mpitsabo ny zanakao nefa tsy dokotera fa mampiasa teknika hafa ....)
Ny zavatra miditra ao an-tsaindry zareo koa betsaka lavitra noho ny boky novakiantsika taloha. Tena rariny raha mitady lalan-kitana ( raccourci ). Mahafinaritra ilay toe-tsaina hack amiko.