Vohitr'Andriana

1. ombelline ( 26/09/2014 11:52)
Miarahaba,

Mba manitikitika ahy , sao mba misy mahalala ny amin'ity "Vohitr'Andriana" ? Ilay toerana fivavahana toa vao notokanana, 100km miala an' Antananarivo . Misy resaka mifanasa tongotra ilay izy ary avy miakatra tohatra avobe

Misaotra mialoha
novalian'i rhaj0 ny 03/10/2014 11:01
2. rabaradaka ( 28/09/2014 08:49)
Sao ilay ao Ambohimandroso, Route nationale 7, toy ny ho any Antsirabe ? Misy tanàna hoe vohitrandriana mantsy ao ary 100 km mila an'Antananarivo
3. ombelline ( 29/09/2014 08:25)

rabaradaka:

Sao ilay ao Ambohimandroso, Route nationale 7, toy ny ho any Antsirabe ? Misy tanàna hoe vohitrandriana mantsy ao ary 100 km mila an'Antananarivo


Mety ho izay angamba fa sary napetrak'olona tao @ FB fotsiny no nahitako azy dia variana be aho. Tanàna be tsara tarehy be vao naorina, ohatran'ny rova na Iavoloha, dia luxe be daholo ny ao anatiny. Toa ao anatin'ny tanàna ao koa ny ho fasan'ilay Réverend rahatrizay
4. gasy1zay ( 30/09/2014 13:41)
Raha ny fahalalako azy dia ireo taranak'Andriana no nanao io fiangonana io, raha ny hevitro dia tena diso fijery ireo ranamana ireo satria raha tena Kristianina izy dia tokony afoiny tanteraka ny titre maha "Andriana" azy satria ao @ baiboly dia mazava hoe refa lasa mpianatry kristy sy vita batisa isika dia mitovy daoly, tsy misy intsony hoe andriana na andevo, na lahy na vavy , na jentilisa na jiosy. Ary izay manandrantena no ahetry fa izay manetry tena no asandratra.

Ho anareo kristianina, tandremo maikamaika ny hivavaka any @ io toerana io fa ny resaka henoko dia toa fasana io toerana io fahiny ka ahiko ho hisy vavaka @ razana koa ataon'zareo ireo fa tsy vavaka @ Jesoa Kristy ihany.
5. rhaj0 ( 30/09/2014 14:55)
Ary dia ahoana izany ireo "princes de l'Eglise (Catholique Romaine)" ?
6. gasy1zay ( 30/09/2014 15:13)
rhaj0 > ny tenako aloha tsy Katolika ka tsy dia idirako lalina ny @ iny fa aleo izay namana katolika hamaly anao ny @ izay
7. rhaj0 ( 30/09/2014 15:30)
Ka samy resaka "ohatran'ny rova na Iavoloha, dia luxe be daholo ny ao anatiny" na ny Vohitr'Andriana na ny Vohitr'i Vatican ka dia...
8. rhaj0 ( 30/09/2014 15:34)

gasy1zay:
Ho anareo kristianina, tandremo maikamaika ny hivavaka any @ io toerana io fa ny resaka henoko dia toa fasana io toerana io fahiny ka ahiko ho...

Dia ny ao ambanin'ny Basilika Masina Piera koa ka fasana e... (jereo eto)

9. ombelline ( 01/10/2014 12:25)
gasy1zay:

Raha ny fahalalako azy dia ireo taranak'Andriana no nanao io fiangonana io, raha ny hevitro dia tena diso fijery ireo ranamana ireo satria raha tena Kristianina izy dia tokony afoiny tanteraka ny titre maha "Andriana" azy satria ao @ baiboly dia mazava hoe refa lasa mpianatry kristy sy vita batisa isika dia mitovy daoly, tsy misy intsony hoe andriana na andevo, na lahy na vavy , na jentilisa na jiosy. Ary izay manandrantena no ahetry fa izay manetry tena no asandratra.

Ho anareo kristianina, tandremo maikamaika ny hivavaka any @ io toerana io fa ny resaka henoko dia toa fasana io toerana io fahiny ka ahiko ho hisy vavaka @ razana koa ataon'zareo ireo fa tsy vavaka @ Jesoa Kristy ihany.


Ie izay ilay voalaza hoe misy fasan'ilay révérend ao.

Asa aloha fa izaho koa ohatry ny tsy matokitoky , mety misy bizna miafina koa ao, iza no mahita. Mahagaga fa mahantra ny malagasy nefa toa karazan-javatra toy itony no aorina, azo iadiana @ fahantràna ve ?

Asa aloha, enga anie ka ho diso aho
10. rhaj0 ( 03/10/2014 11:01)
Ts'haiko hoe ilay Gasy mba maka tahaka ny bizness model mba mandeha. Dia ny bizn'le gasy asianareo mafy fa ilay model toa hodianareo fanina...

Bizness model hafa koa ny ao zamerika, ireo televangelista isan-karazany. Dia tena "mivarotra" ny gospel zareo ary dia tena mandeha tokoany moa ny bizn...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4355