CELERON

1. mpisotrtoaka ( 26/09/2014 11:49)
Salama daholo e ! Za zany manana Dual core izay d ny processeur-ny Celeron d ts mahazaka adobe première sy 3DS max d azo soloana ve io precesseur io !? 2 Go ny RAM
2. hery ( 26/09/2014 12:35)
Salama

Azo soloina ka.
Celeron firy ilay izy? Firy ohatra ny socket-ny, izany hoe ny socket miditra ao amin'ny carte mère, dia soloina mitovy amin'iny. Intel ny Celeron noho izany dia Intel ihany no anoloana azy (mety hoe Pentium sns)

Somary lafolafo :-)
3. mpisotrtoaka ( 06/10/2014 08:48)
ok ! ndraso mba jereko d ho hitako eo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2766