Fanitaran-tsaina

1. mpisotrtoaka ( 25/09/2014 11:06)
Inona marina no atao hoe Anarchiste !?
novalian'i 5laody ny 05/10/2014 17:42
2. 5laody ( 25/09/2014 12:26)

mpisotrtoaka:

Inona marina no atao hoe Anarchiste !?


Salama ry akama,

Toa olona manao izay tiany atao tsy manaraka ny fifampitondrana misy eo amin'ny fiaraha-monina izy io.
3. mpisotrtoaka ( 26/09/2014 11:55)
Merci lets ! Ela izy zany a !
4. 5laody ( 05/10/2014 17:42)
ee, mifanandrify amin'ny delestazy ny ora fidirako eto dia somary mahalankalana e.

MAhazotoa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1007