FANITARANTSAINA

1. mpisotrtoaka ( 23/09/2014 10:54)
Salama daholo ny namana rehetra e ! Inona no tena dikan'ity teny ity "anarchiste" ? Mba hazavao izay mahalala fa sahirana e !
2. hery ( 23/09/2014 19:46)
Aty amin'ny resa-pitiavana ve?
3. mirananirina ( 28/09/2014 10:34)
hihihi
4. mpisotrtoaka ( 16/01/2015 06:44)
Ry rahery koa ts maharaka tsss ! Efa hoe tsy haiko ny dikany d nalefako amze hitako fa be mpitsidika ? Amzay mba mahazo valiny e ! hiii
5. Mangarahara ( 19/01/2015 10:15)
Karazan'olona Mpanakorontana no dikan'io "anarchiste" io e! Izany hoe rehefa misy hevitry ny be sy ny maro iray dia izy ilay mpitsipaka sy mamerina ny zavatra efa lasa taloha be ireny sady manaratsy be fahatany ny zava-mitranga ankehitriny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6335