Ireo nivoaka farany

1. miarana ( 17/09/2014 08:27)
Mba te hahala aho oe inona ny CPU nivoaka farany.

- Refference
- Socket
- Frequence

Misaotra mialoha.
novalian'i sitlo ny 29/10/2014 20:57
2. miarana ( 17/09/2014 09:27)
Efa hitako indray fa misaotra eeee


- CPU core i7 5960x Haswell-E
- Socket 2011
- Frequence 3,5 GHz

Misaotra antsika.
3. hery ( 17/09/2014 13:55)
Zany ve tsy faran'izay lafo kle.

4. nilex ( 23/09/2014 07:43)
efa mahita corei9 indray ary aho any @ net any a,asa na tena marina ireny
5. sitlo ( 29/10/2014 20:57)
Raha ordi portable aloha no vidiana dia ny traikefako dia izay tsy mamay ihany, dia avy eo ny vitesse izay vao isan'ny core e.
Raha ito ohatra:
http://www.cpu-world.com/Compare/851/Intel_Core_i7_Mobile_i7-4510U_vs_Intel_Core_i7_Mobile_i7-4600M.html
dia aleo ilay i7-4510U satria iny 15W tsy dia mamay noho ilay i7-4600M (37W).
Izay no tsy dia mampahay an'ireny mpanao ultrabook nefa manatena tanjaka be ireny. Ilay mpividy koa no tsy mandinika tsara dia avy eo mimenomenona hoe mamay be, maneno be ny ventilateur, maty tampoka...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1981