Jean Max, saribakolin'ny HVM

1. rabaradaka ( 16/09/2014 10:39)
Ity Jean Max ity dia tena saribakolin'ny HVM mihitsy, ary na dia hita sy fantatra aza fa hoe tsy fanaraha-ndalàna dia manao ankisisika foana izy. Raha fahaizana aloha dia sahy miteny aho hoe tsy maharesy an'i Christine Razanamahasoa izy, raha fahaiza-miteny indray dia olona mivanakanaka toa an-dry Kolo ihany. Fa maninona no olona badobado toa an'ireny no tian'ny HVM e ? Jereo ange ity sary ity (sans trucage) fa dia ao anaty lanonana no mizara vola efa tsy tahotra sy henatra intsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8878