NAMANA TSY FANTATRA MAZAVA

1. sahia ( 12/09/2014 08:00)
Ho anareo tompon'andraikitra voalohany ato amin'ny serasera no tena iantefan'izy ity: Mba azonareo hazavaina ve hoe MANINONA NO TSY MISY MIPOITRA eo amin'ilay hoe namana rehetra rehefa mba hijery ny mombamomba lay solon'anarana entiny, mety hiteny ianareo ngamba hoe mety tsy misy ilay pseudo tadiavina, nefa dia hita ery amin'ilay hoe namana mandalo ery ambany ilay pseudo, aleo tsy hanonona lay izy f sao ts mety. mrc
novalian'i ora ny 02/05/2016 04:17
2. hery ( 12/09/2014 08:08)
Azonao anoratana ilay namana hoe maninona no tsy hita ny mombamomba azy.

Satria izay no antony voalohany, tsy mbola nameno ny mombamomba azy izy.
3. ora ( 29/04/2016 08:18)
Mba nahatsikaritra izay koa aho ry Sahia an! dia sendra nifampiresaka tamin'ilay olona aho dia nanontaniako izy hoe fa toa tsy mba misy ny mombamomba anao ao anaty namana, dia izy koa aza hono mba gaga, ka asa na mody fanina aloha izy na tena misy tokoa izany voalazan'i Hery hoe tsy nameno ny mombamomba izany e!
Fa ny fiheverako azy aloha avy any aminareo Mpandrindra sy Mpikarakara izy io Hery an satria raha tsy nameno ny momba2 ilay olona mety tsy validé ny pseudo noforoniny, sa tsy marina izany?
4. hery ( 29/04/2016 09:44)
Omeo ohatra hoe
5. ora ( 02/05/2016 04:17)
tsy noeritreretiko hoe hipetraka eto izay fanontanian'i Hery izay satria sao manjary lazain'ny sasany fa diffamation raha miteny ny pseudo-ny eto fa raha tsy izany efa notanisaiko teto daholo, fa rehefa sendra mifampiresaka ny anakiray @ izy ireny aho dia ambarako eto ihany ilay namana tsy miseho ny mombamomba azy ô

hery:

Omeo ohatra hoe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2298