Rabaradaka mbola manantena an'i Guy Rivo Randrianarisoa.

1. endriny ( 01/09/2014 03:56)
Rabaradaka... Jereo amin'ny asany ny olona fa aza amin'ny teniny..

Asa fa nisy olona niteniteny foana teny ambony taxibe be hoe: "Guy Rivo Randrianarisoa no andragsan-dRa8, nefa tsy hainy fa io no mpitsikilon'ny frantsay akaiky azy indrindra"

Dia nisy nanakiana moa ilay ranamana, izay efa dozy: "aza mitenitemy foana.. Rehefa tsy zaka ny toaka dia mangina Sao voafelaka eo"

Dia hoy izy: "Ianao ve efa nahita 4 Juillet tsy nisy Guy Rivo?"

Dia gaga aho... Ny olona tokoa tsy miteniteny foana a!
2. rabaradaka ( 11/09/2014 06:02)
O ry havako รด, Guy Rivo izany efa lasa HVM, ny antoko zanak'i dada natsangany aza efa milomano miaraka amin'ny HVM. Tsy rabaradaka no manantena an'i Guy Rivo fa ity farany (Guy Rivo) no handohalika hiangavy an'ny rabaradaka tsy ho ela. Minoa ahy nareo fa izay no hiseho tsy ho ela. Mba jereo ao amin'ny fesiboky ange ny antoko zanaky dada e, olon'ny mpisolelaka amin'ny HVM daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2223