Ebola indray izao no mety fidiram-bolam-panjakana vaovao a

1. endriny ( 26/08/2014 16:11)
Mody arirarira eny afoavoav'ny ranomasina ny sambo, ary ao amin'ny seram-piaramanidina ny olona izay heverina, na mody heverina fa mitondra ebola. Fa rehefa mandoa saosy tsy maninona fa vola daholo izany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744