Mila fanampiana sy toro hevitra

1. a.josealain ( 26/08/2014 08:05)
Manahoana daholo, misy tantara iray ity somary lava le izy,
Izaho dia vehivavy 24 taona, manambady lehilahy 34 taona ; vita fanambadiana ara-dalana,
Niady faona nefa izahay nandritra ny fotoana nivadinay satria tsy nety nahazo taranaka mitsy, nanilikilika ahy daholo na ny fianakavian’ny vadiko aza, fa oe vehivavy janga sady momba hono aho, miampy ny latsa sy heso, hamafisiko etoana fa rehefa miady izahay dia miampy vono ny azy, ary matetika aho no roahiny hiala ao an-trano fa tsy misy hampidirany ny vehivaviny hono.
Fanampin’izany dia tsy navelany niasa intsony aho, ny tsenanay nomeny ny anabaviny, nindram-bola tamin’ny microcred izy ary dia ny entanay tao an-trano no nataony antoka, tsy niteny tamiko anefa izy fa taty aoriana vao fantatro izany, ireo vola nindraminy anefa tsy nomeny ahy fa nampirimy fa nomeny ny anabaviny sy nividianany moto; Rehefa mba miteny azy aho na manontany dia fandrahonana sy fandroahana hivoaka ny trano no azoko, miampy taim-bava hoe “ aza manatena ny hitondra na tapa-panjaitra iray akory raha mivoaka eto fa tsy misy anao ato na dia iray aza”
Ary izy koa efa niteny tamiko fa tsy asiany dikany na misaraka any aza izahay, sady nampiany hoe ampiakaro ny divorce-anao fa tsy raharahako, sady manelingelina azy hono ny fisiako ao an-trano.
Nohon’ireo fanenjehana lava isan’andro mihatra amiko ireo ny hoe momba sy ny sisa dia nanao sipa aho ary dia bevoka, tao anatin’ny fotoana nitondrako vohoka anefa dia mbola niharam-bono foana aho, ka dia torana matetika, ary tsy vitan’izany fa mbola noroahiny hiala ny trano aho.
Telo (03) taona zao io zanako io tamin'ny sipako io, ary le vadiko dia tsy miteraka, saingy efa taty aorina vao fantatro zany, hatramin'izay mantsy dia zah foana no voasoketa fa momba ary izy tsy niteny tamiko an'izany oe tsy miteraka zany hatramin'ny niarahanay rah tsy vao haingana.
Angamba tsy ho tsiniko raha toa ka tazoniko ho ahy ny momba io rain-janako io, ny antony dia efa namoaka vava io vadiko io fa ataony potika hono ny fiainako sy izay lehilahy miaraka amiko, ary efa ataony izany ankehitriny satria dia isaky ny miditra ny trano aho dia miady foana izahay.
Ka noho ireo antony maromaro voatanisa ireo toy ny hoe: fandrahonana, ny fanaovana didy jadona ny amin’ny fananay, ny fandrahana ary indrindra ny famonona no hanaovako izao tatitra sy fitarainana ary fangatahana fisarahana na divorce izao.

Koa mety ve raha zah no mangataka io divorce io, inona no mety ho vokany raha sanatria ka tsy tonteraka ny faniriko?
novalian'i nunogomes ny 07/02/2016 21:12
2. vaotonga ( 27/08/2014 00:57)
Raha zaho ianao dia miala, avelao izy sy ny fahamombany hijinja ny asany ao. Inona no hiaretanao fijaliana ao, mandehana fa sao matiny ao sady izany zanakao izany sao dia "traumatise" eo anatrehan'izao fisehoan-javatra misy ao aminareo izao. Na ny Fiangonana aza anie dia manaiky ny fisarahan-toerana rehefa hita fa hiatra aman'aina ny zava-miseho ao an-tokatrano e, tsy haiko moa ianao na finoana inona na finoana inona fa ny resahiko eto dia finoana Katolika, tsy hoe fisarahana ny dikan'izany fa fisarahan-toerana. Fantatro fa sarotra ho anao angamba ny hanao izany nefa manana fahasahiana.

a.josealain:

3. mirajotiana ( 27/08/2014 03:51)
Salama e:itanao mitovy isika roa saingy n mahasamy hafa azy dia ny ahy mis zaza 1 zanakay roa io mahazo anao io no mahazo ahy daroka raokalika sns..... dia ny tena tiako tenenina dia izao aleo miala sao sanatria maninona eo ianareo mianaka fa ny zaza aza hono rehefa manaikitra ny nono d...... za mantsy a efa niala kely dia izy n nifona tany @ police satria ny anay nasiana taratasy hoe tsy ikasitanana tsony hono iz nefa 1 volana fotsiny izy ts nanao dia izao indray ny ahy mantsy sady nitolona amambavaka aho no nivavaka mantsy an manova zavatra ka aza misaraka @ mandritra ny tontolo andronao ny ahy aza ny sipany indray no mitory ahy any @ police saingy ts nahavanona isaorako ny ao ambony izay fa MAHEREZA DE MIVAVAHA HO AZY D MAMELA AZY AZA MAMALY AZY FA ENOY FOTSINY IZAY LAZAINY FA MIS MIAINO AZY ANY AMBONY AMPISEHOY AZY FA MBOLA VADINY IANAO.
4. a.josealain ( 28/08/2014 08:07)

mirajotiana:

de inona aky zany no atao, zah alo tsoriko fa leo e, ary tena tsy te hiverina ao an-trano intsony, toy ny vehivavy rehetra, mba manana fanirina hividy zavatra fa ny ahy tsy misy satria zah tsy avelany miasa, izay vola tiany homena ahy no omeny,... mandreraka ne zany sady masorena e, toy ny oe gadra enao,
5. a.josealain ( 28/08/2014 08:10)

vaotonga:

Raha zaho ianao dia miala, avelao izy sy ny fahamombany hijinja ny asany ao. Inona no hiaretanao fijaliana ao, mandehana fa sao matiny ao sady izany zanakao izany sao dia "traumatise" eo anatrehan'izao fisehoan-javatra misy ao aminareo izao. Na ny Fiangonana aza anie dia manaiky ny fisarahan-toerana rehefa hita fa hiatra aman'aina ny zava-miseho ao an-tokatrano e, tsy haiko moa ianao na finoana inona na finoana inona fa ny resahiko eto dia finoana Katolika, tsy hoe fisarahana ny dikan'izany fa fisarahan-toerana. Fantatro fa sarotra ho anao angamba ny hanao izany nefa manana fahasahiana.

a.josealain:

Manahoana daholo, misy tantara iray ity somary lava le izy,
Izaho dia vehivavy 24 taona, manambady lehilahy 34 taona ; vita fanambadiana ara-dalana,
Niady faona nefa izahay nandritra ny fotoana nivadinay satria tsy nety nahazo taranaka mitsy, nanilikilika ahy daholo na ny fianakavian’ny vadiko aza, fa oe vehivavy janga sady momba hono aho, miampy ny latsa sy heso, hamafisiko etoana fa rehefa miady izahay dia miampy vono ny azy, ary matetika aho no roahiny hiala ao an-trano fa tsy misy hampidirany ny vehivaviny hono.
Fanampin’izany dia tsy navelany niasa intsony aho, ny tsenanay nomeny ny anabaviny, nindram-bola tamin’ny microcred izy ary dia ny entanay tao an-trano no nataony antoka, tsy niteny tamiko anefa izy fa taty aoriana vao fantatro izany, ireo vola nindraminy anefa tsy nomeny ahy fa nampirimy fa nomeny ny anabaviny sy nividianany moto; Rehefa mba miteny azy aho na manontany dia fandrahonana sy fandroahana hivoaka ny trano no azoko, miampy taim-bava hoe “ aza manatena ny hitondra na tapa-panjaitra iray akory raha mivoaka eto fa tsy misy anao ato na dia iray aza”
Ary izy koa efa niteny tamiko fa tsy asiany dikany na misaraka any aza izahay, sady nampiany hoe ampiakaro ny divorce-anao fa tsy raharahako, sady manelingelina azy hono ny fisiako ao an-trano.
Nohon’ireo fanenjehana lava isan’andro mihatra amiko ireo ny hoe momba sy ny sisa dia nanao sipa aho ary dia bevoka, tao anatin’ny fotoana nitondrako vohoka anefa dia mbola niharam-bono foana aho, ka dia torana matetika, ary tsy vitan’izany fa mbola noroahiny hiala ny trano aho.
Telo (03) taona zao io zanako io tamin'ny sipako io, ary le vadiko dia tsy miteraka, saingy efa taty aorina vao fantatro zany, hatramin'izay mantsy dia zah foana no voasoketa fa momba ary izy tsy niteny tamiko an'izany oe tsy miteraka zany hatramin'ny niarahanay rah tsy vao haingana.
Angamba tsy ho tsiniko raha toa ka tazoniko ho ahy ny momba io rain-janako io, ny antony dia efa namoaka vava io vadiko io fa ataony potika hono ny fiainako sy izay lehilahy miaraka amiko, ary efa ataony izany ankehitriny satria dia isaky ny miditra ny trano aho dia miady foana izahay.
Ka noho ireo antony maromaro voatanisa ireo toy ny hoe: fandrahonana, ny fanaovana didy jadona ny amin’ny fananay, ny fandrahana ary indrindra ny famonona no hanaovako izao tatitra sy fitarainana ary fangatahana fisarahana na divorce izao.

Koa mety ve raha zah no mangataka io divorce io, inona no mety ho vokany raha sanatria ka tsy tonteraka ny faniriko?

ilay zanako @ zao na de olona mifamihana aza de mitomany izy satria everiny fa miady foana, vao misy mitabataba kely de mitomany izy, sady mifokofoko be,
6. nunogomes ( 07/02/2016 21:12)
mahereza rankizy a! fiainana daoly zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.371