Mitady fanampiasa sosokevitra serieux

1. hanil ( 22/08/2014 09:46)
Bonjour,
Aujourd’hui à 5h31 AM
Bonjour,
Mba mila fanampiana kely.
Zaho dia mipetraka aty Eoropa, ka mba manana fikasana hanafatra ny reniko mba hitsidika kely aty.
Ny olana anefa dia tsy mahalala olona mintsy za mba afaka hanampy hanome reo antontan taratasy fangatahana visa ao @ ambassade France any Dago fa mampifilafila daolo zay mba andrandraina.
Ka sao mba misy afaka manampy na mahita olona tsy dia sarotiny hifampiraharahana ny @ zay....?
Misaotra betsaka.
novalian'i hanil ny 11/11/2015 15:23
2. endriny ( 23/08/2014 07:07)

hanil:

Bonjour,
Aujourd’hui à 5h31 AM
Bonjour,
Mba mila fanampiana kely.
Zaho dia mipetraka aty Eoropa, ka mba manana fikasana hanafatra ny reniko mba hitsidika kely aty.
Ny olana anefa dia tsy mahalala olona mintsy za mba afaka hanampy hanome reo antontan taratasy fangatahana visa ao @ ambassade France any Dago fa mampifilafila daolo zay mba andrandraina.
Ka sao mba misy afaka manampy na mahita olona tsy dia sarotiny hifampiraharahana ny @ zay....?
Misaotra betsaka.

Angaha tsy misy lien mikasika ny taratasy ilain-dry zareo moa amin'ny tranokalany? Mirary soa...
3. hanil ( 23/08/2014 08:30)

endriny:

Ny antonta taratarsy rehetra efa nomen'ny service mpamoaka passport kah---fa NY OLONA mba afaka hanampy ka afaka hanome certificat d'hébergement----eo no olana...tsy mahalala olona any France manko zaho ....Ny havanay nifindra tany efa 35 ans passés dia tsy hita ho contacter-na.....Marina fa tahaka ny bizzarre lay fangatahko ...oe ataony olona tsy fantatra aiza koa no hi delivrer taratasy confidentiel ho ana olona tsy fantatra iray??? saingy zay lay situation, Hélas!....Par contre, nampisokatra bebe ny foko kosa io olana io ...ka hoy aho oe: raha misy situation tahaka izao,manjo gasy monina aty Suède ( aty zaho no mipetraka), ka mila serasera sy fanampiana avy amiko na dia tsy mifankafantatra aza izahay, dia misokatra ho azy ny tanako raha olona mahatoky sy honnête izy...
Bon week end daolo.
4. endriny ( 25/08/2014 05:22)
Aza fady raha tsy mahadiso.
Fa maninona no mila maka visa ho any France raha ho any Suede ny Reninao? Fa ataoko fa raha ho any Suede hamangy anao izy dia afaka maka visa SChengen amin'ny ambasadin'i Suede na Allemagne ary afaka mitsidika ny any France malalaka. Sa diso aho... Raha tena tsy mety izay dia mba teneno ihany.

Satria mantsy samy schengen daholo ireo firenena ireo.
5. hanil ( 25/08/2014 05:53)

Bnjour Endriny,
Misaotra ano aho na dia ny fahitako iany aza fa mampi s'interresser anao ny fangatahako sy fitadiavako fanampiana hevitra sns..
Marina toko fa anaty Schengen i Suède.....ary azo idirana sy ivezivezena izy raha avy any @ pays Europen hafa ohatra...malalaka ny @ iny....Saingy raha hoe aty direct no hangataka visa, dia apetraka ao @ Consulat de Suède ao Tana ny documents sy demande...avy eo iny alefany any Tanzanie,,,satria any no misy Ambassade itambarany Gasy @ pays Africains sasany...dia ny Ambassadeur any Tanzanie no manapaka na oui na non....Seulement...le olona hanao touriste hangataka visa aty dia mila miomana maka RDV d'interview any @ Ambassade any Tazanie io ary manao voyage any na oui na ho non ny valiny......Ankoatry zay koa ,dia kahidy be zareo @ visa....Ny resaka Refugiés aty no mahazo laka....Zay ny fandehany...Loi aty mintsy io...ka tsy tiako hiodikodina any Afrika @ ty Ebola etsy sy eroa i mamako ...sady tsisy Hivantanana no tsy mahay miteny anglisy....sady efa mba lehibe iany!!!! ka @ maha Schengen azy zay indrindra no itadiavako vahaolana ahazoany miditra France...
Asa raha mahafapo anao ny valiteny fa de zay aloha ny zavamisy.....
Bonne Journée:)
6. endriny ( 25/08/2014 06:08)
Ok, mazava ilay izy.
7. endriny ( 25/08/2014 06:22)
Aza fady ange e. Ianao ve afaka miditra ao amin'ny Namana dia aleo ao no mifampiresaka aza fady. Nandefa hafatra mantsy aho fa tsy voarainao satria tsy mpikambana Namana ianao.

Mirary soa
8. hanil ( 25/08/2014 08:56)

endriny:

Aza fady ange e. Ianao ve afaka miditra ao amin'ny Namana dia aleo ao no mifampiresaka aza fady. Nandefa hafatra mantsy aho fa tsy voarainao satria tsy mpikambana Namana ianao.

Mirary soa

Hay....dia ahoana moa zany no taoa raha miditra "namana"?
zany oe manao inscription vaovao ve sa mety iany ty anarana efa ato pour log in sy ny password sa vao manao vaovao mintsy??
Azafady aloha fa ndraindray fanina iany aho fa lasa tena gasy tokoa ny zvtr rhtr atao ato de ela iany lay saina vao mi capter...tsy de oe inona akory fa efa zatra ny teny francais na anglais @ tony e...:)
9. hanil ( 25/08/2014 08:59)

Hitako le fidirana namana ka : tchat...fa milaonline foana zany? ka inona ianao miditra ao mba hahamora ny fanamboarana fotoana?
merci.
10. Noue ( 25/08/2014 14:12)

hanil:

Saingy raha hoe aty direct no hangataka visa, dia apetraka ao @ Consulat de Suède ao Tana ny documents sy demande...avy eo iny alefany any Tanzanie,,,satria any no misy Ambassade itambarany Gasy @ pays Africains sasany...dia ny Ambassadeur any Tanzanie no manapaka na oui na non....Seulement...le olona hanao touriste hangataka visa aty dia mila miomana maka RDV d'interview any @ Ambassade any Tazanie io ary manao voyage any na oui na ho non ny valiny......

tsy dia azoko loatra ilay lazainao eto satria zao mako ee

fa maninona no avy any suède no hanao fangatahana visa ?

ilay mamanao dia afaka tsara manantona ny consul de suède ao Tana , io consul io no mandefa ny taratasy any tanzanie araky io lazainao io

avy eo ao Tana ihany ny mamanao no omen'zareo RDV fa tsy mila mandeha any Tanzanie zany

mahafantatra olona lasa any suède aho ary nifampiresaka taminy fa raha ao Tana ao @ consul de suède no hanaovana ilay demande de visa dia ao Tana ihany izy no aharay ny RDV

hatsohy anié ity eee

Consulat général de Suède à Tananarive

Adresse physique: c/o SEAL
1 Bis Rue Patrice Lumumba
Antananarivo
Madagascar
Numéro de téléphone: +261 20 222 2356
Numéro de fax: +261 20 223 3902
11. Noue ( 25/08/2014 14:22)
hoy aho hoe, manao fangatahana visa ao @ consulat de suède ao Tana ,

possible hoe alefany any Tanzanie ny fangatahana

saingy kosa na ny valiny na ny RDV dia ao TaNA ao @ consulat de suède no voahantso ny mamanao fa tsy mila mi-se déplacer any Tanzanie zany ka

tena marina io satria ilay olona vao avy niresaka tamiko any suède no nilaza an'io zao vao zao
12. hanil ( 25/08/2014 15:47)

Noue:

Bonjour Noue:)
Faly aho mandray ny hevitra sy fanampiana avy aminao...
Eny tokoa, efa vita daholo ny fanadihadihana tao @ Consulat Suède, fa vao lalana vaovao mintsy ty MANAO INTERVIEW ity....satria hatraty de efa nifampiresaka t@ Service Immigration ny vadiko, zay Suédois! ...Asa oe vao haingana sao efa ela no nandehanan'ny ilay olona fantatra taty sa ahoana, fa io hono ny làlana vaovao....Ny mety oe afaka miala any io dia olona bevohok a , na manajanaka vao teraka....sinon de zany hono...
Mirary soa...
13. endriny ( 25/08/2014 16:14)

hanil:

Hitako le fidirana namana ka : tchat...fa milaonline foana zany? ka inona ianao miditra ao mba hahamora ny fanamboarana fotoana?
merci.

Miditra eo amin'ilay Namana fotsiny dia jereo ery ambany misy hoe Hafatra, dia Andefa hafatra

Fa marina koa io tenin'i Noue io, fa tokony tsy mila mandeha any DarESalam raha tsy ilay olona mangataka fifindra-monina mihintsy a. Fa mba avereno anontaniana ihany satria mety nihevitra ny consul hoe andeha hipetraka any mihintsy I Neninareo...
14. Noue ( 25/08/2014 17:35)

hanil:

...satria hatraty de efa nifampiresaka t@ Service Immigration ny vadiko, zay Suédois! ...

miarahaba an'i hanil

nefa suédois ny vadinao ka maninona raha izy no manao an'io certif d'accueil io ?

ohatran'hitako koa hoe toa mila visa koa ny malagasy vao tafiditra ao Tanzanie ee ??

dia ahoana zany hono ?? dia mbola hangataka visa ho any Tanzanie zany ???? sa mandeha ho azy io satria ry zareo no mi-convoque ?
15. endriny ( 26/08/2014 16:08)

hanil:

Bonjour,
Aujourd’hui à 5h31 AM
Bonjour,
Mba mila fanampiana kely.
Zaho dia mipetraka aty Eoropa, ka mba manana fikasana hanafatra ny reniko mba hitsidika kely aty.
Ny olana anefa dia tsy mahalala olona mintsy za mba afaka hanampy hanome reo antontan taratasy fangatahana visa ao @ ambassade France any Dago fa mampifilafila daolo zay mba andrandraina.
Ka sao mba misy afaka manampy na mahita olona tsy dia sarotiny hifampiraharahana ny @ zay....?
Misaotra betsaka.

Salama e,

Nanao ahoana, efa nivaha ve ny olana?

Mirary soa
16. hanil ( 26/08/2014 16:28)

Manakory ô!

Non mbola tsy nivaly ny olana.....mbola ny eo ihany ny eo
En plus , vao nahareo t@ namako Africain zay aho omaly fa ny vadiny hono tonga ......efa 10 ans zareo tsy nifankahita, dia tonga t@ zoma hono io ramato io...dia guess??? Tany France no niditra fa sarotra manome visa be hono Suède....ka zay mintsy le mandreraka ahy....raha mbola ho any tanzanie koa nefa avy eo refusé!! Marina fa rien n'est gagné koa momba any France...fa hita ihany oe manamora ny cas ny gasy ny any France.....
Ankoatry zay, hijery sopapa ndray zahay oe atao ahoana ty lay oe manao reservation hotely dia any no mahazo taratasy hangatahana viss...ny olana fotsn de karazana vola ariana iany izany satria raha ny marina dia 1 na 2 nuits iany mamanay no ao fa zaho no handeha ho any haka azy ho aty.....Misy milaza fa formalité iany io fa tsy voatery...ka zay le sopapa zay mintsy no tsy ananako ? Sao mahita hevitre ise?
Misaotra dia mirary soa.
17. ftma ( 27/08/2014 08:23)
Salama o,
tsy mora izany ny cas ny gasy aty France, sarotra be ny hahazoana visa aty indrindra tsy misy hifandraisany ny mpanafatra sy ny hafarana.
Tandremo ihany fa betsaka koa ny mpisoloky milaza fa mahavita manao taratasy hahazoana Visa, maromaro ireo olona fantatro tratran'io
18. hanil ( 27/08/2014 09:46)

ftma:

Salama o,
tsy mora izany ny cas ny gasy aty France, sarotra be ny hahazoana visa aty indrindra tsy misy hifandraisany ny mpanafatra sy ny hafarana.
Tandremo ihany fa betsaka koa ny mpisoloky milaza fa mahavita manao taratasy hahazoana Visa, maromaro ireo olona fantatro tratran'io

Bonjour ftma:)
Hay!!!!!!
Dia tena fanina mintsy aho zany raha zany no izy.....
Raha France zay be gsy no sarotra dia asa.........
Bon, tsy kivy.... tsisy olana tsisy solution zany fa dia misaotra anareo rhtr manampy sy manoro...
Marina tokoa fa tsika gasy be aferfera sy tia vola , tia kely zay,,,,mampalahelo mintsy lay firenena fa tena corrompu e...fa dia mitandrina foana tokoa fa tsy ty rhtr tonga dia dia OK daolo....
Bonne Journée.
19. endriny ( 27/08/2014 13:49)

hanil:

Hanil, nga tsy hoe certificat d'hebergment fotsiny no ilainao e? Dia izay no hitenenako anao hoe manorata ao amin'ny namana andefa hafatra, satria sarotra amiko ny anome anao anaran'olona na olona mba hiresahanao ao France mikasika an'io...

Moa koa ity ny hevitra iray. Raha manao reservation na tour Allemagne, Amsterdam, izay inoako fa tsy maintsy lalovanareo ihany angamba. Dia mba moramora ny maka visa via ny Ambasady Allemagne, sady tsy misy ilay filaharana manomboka amin'ny 4 hariva ohatran'ny Ambasady Frantsay.
20. hanil ( 27/08/2014 14:55)

Bonjour, Cerfiticat d'hébèregement io ilaiko io e!!! zay entina @ ambasady hangatahana visa.....
fa lasa lavitra le fanazavana satria bdb no manao comment!
Iny ndray aloha mbola tsy henoko mintsy: tsy inona fa ty ambasady Allemagne,,,dia ahoana zany tour zany? aiza no mivantana? Amsterdam zany moa any Hollande?? Dia ahoana le ivantanana?? tsy mahalala nizaninza @ zany toerana rhtr zany anie za e!!! Dia manao ahoana ny coût @ zany??
R ehefa inona mintsy ( ora aty Europa) ianao no mi tchat e....fa zaho manko miasa de na vao maraina b iny na avy miasa aho vao afaka manketo....ka mba asio precision kely azafady........( entre pa: tsy de haiko koa aloha le miditra @ namana e...bdb le teny tsy de azoko.....) ka raha tena te hiresak isika tsy maninona koa raha mi tchat skype....
Asa fa ze mety aminao
Bonne conyinuation.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.765