tandremo ry bandy ny adalana any ampanaovana mission any fa tena misy loza any

1. rabaradaka ( 12/08/2014 14:38)
Resa-dehilahy ity leretsy fa tandremonareo bandy mikotikoty sipa na vadin'olona na raneny na bandy ho anareo PD any ampanaovana mission ity fa betsaka ny bandy no sendra an'izay henjana sy matsatso tany ! Nisy bandy tsy nety nody intsony, nisy bandy nivonto ohatry ny baolina ny lataka, nisy bandy lasa adala, nisy bandy voan'ny sida sy ny sisa. Mba tandremo ihany leretsy. I rabaradaka izao efa hendry satria niditra ho mopera hono
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1898